๐กTy ve lty no asaiko vidin'lah fa tsy kitapo kafe ? ๐คฃ
๐ Malok'ila firy no tinao indrindra? ๐
Abonne-toi ร Ma Pejy ๐
#Malokila #blagy #rajao #malagasy #reel #facebookreel #viral
๐ Ity an'ny maman'ny zaza ity โถ๏ธ sur-mesure โ๏ธ ๐คฃ
Partageo raha tinao e ๐
Tageo le akamatsika tsy mandositra adidy ireny ๐๐คฃ
Abonnez-vous Ma Pejy
#Blagy #rajao #malokila #reel #malagasy
๐ฅ Poa-basy, tomany sy fitalahoana no nameno an'ity direct nataon'i Andrisoa Andriatongarivo io hariva io ๐ฑ
"Tsy mahazo miditra ny tranoko ianareo na dia manana mandat aza." Io no anisan'ny teny nolazainy tamin'ireo olona mikasa hiditra ao antranony.
Poa-basy moa no setrin'izany.
๐ค Mety hanao ahoana ity raharaha ity ?
Inona ny mety ho anton'ity zava-miseho ity ? ๐
Pejy : Ma Pejy
๐จ๐จ Nivoaka anio ny didim-pitsarana mikasika ny fangatahana fisarahana eo amin'ny Andry ANDRIATONGARIVO sy ny Minisitra teo aloha Lalatiana RAKOTONDRAZAFY. ๐จ๐จ
Nanaiky izany ny fitsarana ary lasan'i Lalatiana ny fihazonana ireo zanany roa vavy kely. โ๏ธ
๐ฐ๏ธ Ora vitsy taorian'izay dia nanao direct tato @ Facebook i Andry ANDRIANTONGARIVO fa hamoaka ny raharaha maloto rehetran'ny vadiny teo aloha sy ny Fitondrana. ๐ฃ
Efa manomboka mamoaka ny raharaha ao amin'ny compte Facebook-ny izy amin'izao fotoan hitenenana izao ๐ซ
Inona no met ho baomba avoakan'ity farany izay voaroiroy tamin'ny ilay tifitra teny Ambatobe ity ? ๐ค๐ง
Araho akaiky ny vaovao ๐ฐ
Ma Pejy
๐ฅฐ Hira tamin'ny JIOI (Jeux des รles de l'Ocรฉan Indien) natao teto Madagasikara tamin'ny 2007 ๐ถ
โค๏ธ Inona zavatra tsaroanao vao maheno azy amin'izao ? ๐ฏ Ny ankizy amin'izao mety misy mbola tsy naheno azy ity mihitsy ๐ฌ
๐จ Iza no tinao, ity sa ilay amin'izao ? ๐ Marihina fa anisan'ny nandray anjara tamin'ny famoronana ilay hira faneva ankehintriny ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina ๐ฅณ
๐จ Ny fivoaran'ny olombelona nandritry ny amantapitrisany taona maro raha ny filazan'ireo mpahay siansa โ๏ธ
Ahoana ny fahitanao azy ? ๐ค
๐๐ฝ Jereo ny horonantsary ๐๐ฝ
๐ฑ Riandrano (cascade) anaty rany any amin'ny nosy Maurice ๐๏ธ
๐ฒ๐บ Ao amin'ny tendro atsimo-andrefan'ny nosy Maurice no ahitana an'ity riandrano ity. Ny mampiavaka ity riandrano ity dia any ambany ranomasina no misy azy ary raha topazana maso dia tena lalina ny lavaka hivarinan'ny rano. ๐
Fa ahoana no nahatonga azy ity ? ๐ค
๐ Araky ny lazain'ireo manam-pahaizana dia 8 tapitrisa taona izay no niforona ny nosy Maurice. Fipoahana volkano maro no nahateraka azy. ๐
๐๐ฝ Anisan'ny volkano nipoaka ity lavaka anaty ranomasina hitantsika ity. Sintonin'ny rano midina makany anatin'ilay lavaka ireo fasika amin'ny sisin-tany ka manome endrika toy ny riandrano. ๐ณ๏ธ
๐ฎ Marihina fa mirefy 4 000 metatra be izao ny halalin'ity lavaka be ity.
Sahinao ve ny milomano amin'izany ? ๐๐ฝโโ๏ธ
๐๐Toy izao ny ambiasy aty Antsirabe noho ny fandresen'ny BAREA manoloana ny ekipam-pirenen'i Mozambika.
Fiara sy vahoaka maro no hita nanao rodo be m iaraka amin'ny kapoka sarom-bilany sy ny siosioka ary ny hoe ยซAlefa Barea!!ยป
Hita niaraka tamin'ireo mpanao dia be ny Maire d'Antsirabe,
Ny ambilansy vaovao ho an'Antsirabe
Ary fiaram-panjakana maro hafa
Misaotra Barea mampiray ny Malagasy ! ๐
Marina sa tsy marina ? ๐คฃ