
27/11/2023
๐ HETSIKA FANEKENA MPIANDRAIKITRA SY GROUPE NY AVO๐
Ny Fivondronana Fanilo Faha-93 Manarintsoa Namehana Dia maneho fisaorana feno tamin'ny Fandraisana anjara Sy Fanotronana anay tamin'ny Fanekena Mpiandraikitra Sy Ny rindran-kira ara pilazantsara Groupe Ny Avo ny Alahady 19 Novambra 2023 lasa Tรฉo.
Sitraka tokoa vitanareo taminay MBA hoentina hampandroso ireo Beazina.
๐Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra ๐
๐ทAndian-tsary maromaro nanamarika izany๐ท
#๐ฅ๐บ๐๐๐
๐93๐ฌ๐บ๐๐บ๐๐๐๐๐๐๐บ๐ญ๐บ๐๐พ๐๐บ๐๐บ