Sediny weez sun production

Sediny weez sun production STUDIO ONE LIFE PLUS SERVICE
BY SEDINY WEEZ-SUN WASTERN JAY
[Tsy ho tanora foana aminy fiainana ]

TE HO TAFA-JORO HATRAMIN'NY FARANY VE IANAO ?*******"Ireo izay nampahatanjaka ny sainy tamin'ny fandinihana ny Baiboly s...
12/04/2024

TE HO TAFA-JORO HATRAMIN'NY FARANY VE IANAO ?
*******
"Ireo izay nampahatanjaka ny sainy tamin'ny fandinihana ny Baiboly sy ny Boky Fanahin'ny Faminaniana ihany no ho tafajoro amin'ny andro mahory sy ny fotoan-tsarotra farany" - 3F

โ€ข Aza atao atsirambina ny Famakiana sy ny fandinihana ny Baiboly (Asa. 17:11; Apok 1:3)

โ€ข Araho amin'ny antsipirihany ny toromarika nomena tamin'ny alalan'ny fanahin'ny faminaniana. (FRF)

Fa voasoratra hoe:
"Satria efa nitandrina ny teniko ny amin'ny faharetana ianao, Izaho kosa hiaro anao ho voavonjy amin'ny andro fakam-panahy izay efa hihatra amin'izao tontolo izao ho fizahan-toetra izay monina ambonin'ny tany." (Apok. 3:10)

โ€ข Ambonin'izany rehetra dia aoka hanao fanandramana lalina sy ambonimbony kokoa miaraka amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fiainam-bavaka sy ny fiainam-pinoana. Angataho isan'andro ny Fanahy Masina hameno anao.

TE HO TAFAJORO HATRAMIN'NY FARANY VE IANAO?

1- Ilainao ny ho vita BATISAN'NY FANAHY MASINA isan'andro.

2- Araho sy ampiharo eo amin'ny fiainanao izay voalazan'ny BAIBOLY SY NY FANAHIN'NY FAMINANIANA.

3- Aoka hanao fanandramana ny amin'ny FIAINAM-BAVAKA MAFANA sy MIREDAREDAN'NY FINOANA.

Samia mahery e!

(Raha misy boky mahaliana anao na ilainao dia azonao antsoina hatrany ny 0343941946, fa afaka manao livraison izahay)

โœ…๐™๐™ค๐™ง๐™ค ๐™๐™š๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ ๐™– ๐™ฏ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™จ๐™– ๐™ฉ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™– (๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™š๐™ง๐™ฃ๐™š๐™ฉ) ๐™๐™–๐™˜๐™š๐™—๐™ค๐™ค๐™  ๐™›๐™ค๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฎ.โ™ฆ๏ธTsy ny application Facebook ...
07/04/2024

โœ…๐™๐™ค๐™ง๐™ค ๐™๐™š๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ ๐™– ๐™ฏ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™จ๐™– ๐™ฉ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™– (๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™š๐™ง๐™ฃ๐™š๐™ฉ) ๐™๐™–๐™˜๐™š๐™—๐™ค๐™ค๐™  ๐™›๐™ค๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฎ.

โ™ฆ๏ธTsy ny application Facebook irery intsony no mitroka ny connexion-nao rehefa mivadika tolotra data internet ny fahana fa ireo applications rehetra ao anaty findainao dia mety manao mise ร  jour daholo, hany ka mora lany ilay Mo nampidirinao.

Noho izany :
โ™ฆ๏ธAmboarina ny paramรจtre de mise ร  jour des applications ao amin'ny PlayStore na Apple store :

โ—พ Raha playstore dia : Paramรจtre /Paramรจtre rรฉseau / mettre ร  jour automatiquement les applis / safidio ny "ne pas mettre ร  jour automatiquement les applis"

โ™ฆ๏ธMandeha any amin'ny Paramรจtre tรฉlรฉphone / Systรจme et mise ร  jour / mise ร  jour logiciel / dรฉsactiver les mises ร  jour automatique.

โ™ฆ๏ธDรฉsactivรฉ-na ihany koa ny consommation en arriรจre plan an'ireo application :
Paramรจtre tรฉlรฉphone / Application / idirana tsirairay ireo application / consommation des donnรฉes / dรฉsactiver donnรฉes en arriรจre-plan.

.

ยฉ๏ธSediny weez sun

07/04/2024
โš ๏ธโ€ผ๏ธ๐™๐™–๐™›๐™–๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™ฃ'๐™–๐™ง๐™ž๐™ซ๐™ค๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™–๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™ง๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™ž๐™จ๐™– 9 ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™–   ๐™ซ๐™ค๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ง'๐™ž๐™ก๐™–๐™ฎ ๐™๐™ค๐™ง๐™ค๐™๐™ค๐™ง๐™ค๐™ฃ-๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™ฉ๐™–๐™ค  #๐™๐™–รฏ๐™ฌ๐™–๐™ฃ ๐™–๐™ฃ...
06/04/2024

โš ๏ธโ€ผ๏ธ๐™๐™–๐™›๐™–๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™ฃ'๐™–๐™ง๐™ž๐™ซ๐™ค๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™–๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™ง๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™ž๐™จ๐™– 9 ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ซ๐™ค๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ง'๐™ž๐™ก๐™–๐™ฎ ๐™๐™ค๐™ง๐™ค๐™๐™ค๐™ง๐™ค๐™ฃ-๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™ฉ๐™–๐™ค #๐™๐™–รฏ๐™ฌ๐™–๐™ฃ ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค๐™–๐™ฃ๐™ฎ. Nahazo fampitandremana momba ny vokatr'ity horohoron-tany ity ireo Nosy manodidina an'i Japon sy ireo Faritra maro ao Philippines.

MISSION NINIVE SAMBAVAAndroany zoma faha dimy ny volana aprily 2024 no alina farany amin'ilay "confรฉrence" na famelabela...
05/04/2024

MISSION NINIVE SAMBAVA

Androany zoma faha dimy ny volana aprily 2024 no alina farany amin'ilay "confรฉrence" na famelabelarana ara-tsoratra masina lehibe izay niarahana tamin'ny frรจr Vasyl sy pasteur Bruno teto amin'ny tampotananan' ny SAMBAVA.

Tonga nanome voninahitra izany fotoana lehibe izany ny Governoran'ny faritra SAVA mivady. Tao amin'ny Gymnase no nanatanterahana izany ary mbola ao ihany koa ny hanaovana fotoa-pivavahana rahampitso.

Isaorana Andriamanitra sy isika rehetra nitrotro am-bavaka ary ireo mpanompony izay nanao ny aina tsy ho zavatra, nanolotena fa tanteraka soamantsara izany fitoriana filazantsara lehibe izany na dia teo aza ny andro ratsy. Raha tsiahivina dia natomboka ny Sabata faha 30 ny volana martsa 2024 izany ary hifaranana amin'ny fanaovam-batisa MISSION NINIVE ato amin'ny faritra SAVA rahampitso

Entintsika ambavaka ny fanatanterahana izany fotoana lehibe izany.

Ndao hametratraka identitรฉ manokana
05/04/2024

Ndao hametratraka identitรฉ manokana

Andranofotsy ville
05/04/2024

Andranofotsy ville

Miaraka aminy Restole
05/04/2024

Miaraka aminy Restole

Andranofotsy mission asafitoriana
05/04/2024

Andranofotsy mission asafitoriana

Sono nampiasaina nandritra asafi tao andranofotsy
05/04/2024

Sono nampiasaina nandritra asafi tao andranofotsy

Sono nampiasaina tany andranofotsy nandritra conferance
05/04/2024

Sono nampiasaina tany andranofotsy nandritra conferance

Namana Enot ,fahatsiarovana fanaovany  asany tompo
05/04/2024

Namana Enot ,fahatsiarovana fanaovany asany tompo

Namana nandritrany conferance tany andranofotsy
05/04/2024

Namana nandritrany conferance tany andranofotsy

Hamarolo niatrika famaranana
05/04/2024

Hamarolo niatrika famaranana

Fitaovana nampiasaina nandrintra conferance
05/04/2024

Fitaovana nampiasaina nandrintra conferance

Famaranana conferance andranofotsy
05/04/2024

Famaranana conferance andranofotsy

Fianarana Lesona ankizy tany andranofotsy
05/04/2024

Fianarana Lesona ankizy tany andranofotsy

Taminy fianarana Lesona tao andranofotsy
05/04/2024

Taminy fianarana Lesona tao andranofotsy

Fianarana lesona
05/04/2024

Fianarana lesona

Taminy fotoampivavahana
05/04/2024

Taminy fotoampivavahana

Taminy toriteny ankizy
05/04/2024

Taminy toriteny ankizy

Lantompeo nandravaka conferance andranofotsy
05/04/2024

Lantompeo nandravaka conferance andranofotsy

Fahatsiarovana conferance natao tany andranofotsy by cherse
05/04/2024

Fahatsiarovana conferance natao tany andranofotsy by cherse

Famaranana conferance tao andranofotsy mpandahateny cherse
05/04/2024

Famaranana conferance tao andranofotsy mpandahateny cherse

Talenta mbola hataoko
05/04/2024

Talenta mbola hataoko

Mpiaramihira nandritra asafi sady tany andranofotsy
05/04/2024

Mpiaramihira nandritra asafi sady tany andranofotsy

Andriamanitra oo mahalasa sainy mandinika zavaboary nataonao .
05/04/2024

Andriamanitra oo mahalasa sainy mandinika zavaboary nataonao .

Visage
05/04/2024

Visage

Mission fitoriana filazantsara niaraha taminy Namana charli tany andranofotsy
05/04/2024

Mission fitoriana filazantsara niaraha taminy Namana charli tany andranofotsy

Mission fitoriana filazantsara
05/04/2024

Mission fitoriana filazantsara

Address

Antananarivo
205

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sediny weez sun production posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sediny weez sun production:

Share


Other Digital creator in Antananarivo

Show All