TOMMY LEWIN

TOMMY LEWIN Ny pejiko! 🇲🇬

07/03/2024

I will only tell God about my problems.🙏🏼⛅

30/08/2023

Pour moi la rélation parfaite elle se fait à deux, rien qu'à deux.
On n'écoute pas ce qui se dit autour, on prend les décisions à deux, on réfléchit à deux, on pense à deux, on s'aime à deux, on fait tout à deux.

Il n'y a personne d'autre qui doit rentrer dans votre histoire.🥀

27/08/2023

Ny Bandy mivavaka rehefa Mikoty SIPA 😅:

BANDY: manahoana ianao?

SIPA: salama tsara!

BANDY : ndry ve efa manana olotiana?

SIPA: mbola tsy manana za ,sady tsy te hanao anzany.

BANDY : Genesisy 2,18; ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe tsy tsara raha irery ralehilahy dia hanaovako vady sahaza azy izy.

SIPA : fa izaho anie ka tsy tia anao e!

BANDY : JAONA 4,8 : izay tsy tia dia tsy mba mahalala an'Andriamanitra, fa Andriamanitra dia fitiavana.

SIPA : fa inona no tianao lazaina amin'izany ?

BANDY : MATIO 12,34b ; fa avy amin'ny habean'ny ao am-po no hitenenan'ny vava.

SIPA : dia ahoana no halalako fa mba azo itokiana ianao ?

BANDY : MARKA 13,31 ; ny lanitra sy ny tany ho levona fa ny teniko tsy mba ho levona.

SIPA : fa ahoana no izaho no fidinao anefa tovovavy marobe ireo ?

BANDY : OHABOLANA 31,29 ; maro ny zazavavy fa ianao manohatra noho izy rehetra.

SIPA : fa inona ety amiko no itiavanao ahy ?

BANDY : TONONKIRA 4,7 ; tsara avokoa izato bikanao ry tovovavy havako, tsy misy kilema ainao.

SIPA : ianao ko o..., za anie tsy dia tsara bika manao ahoana e!

BANDY : OHABOLANA 31,30 ; fitaka ny fahatsaram-bika ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy.

SIPA : fa ianao zany tena tia ahy e?!

BANDY : TONONKIRA 4,9 ; efa lasanao ny foko ry ilay malalako.

SIPA : dia raha manaiko aho dia ahoana ?

BANDY : GENESISY 2,24 ; ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ,ka hitambatra amin'ny vadiny dia ho nofo iray ihany ireo.

SIPA : fa ahoana no ahaizanao izany tenin'Andriamanitra rehetra izany ?

BANDY : JOSOA 1,8 ; aoka tsy hiala amin'ny vavanao ity bokin'ny fahalalana ity , sain-tsaino andro aman'alina hitandremanao araka izay rehetra voasoratra ao , ary amin'izany dia hahalavorary ny lalanao ianao no sady ambinina.

SIPA : ary tena tia an'Andriamanitra ianao a !

BANDY : SALAMO 34,8 ; andramo ka izahao fa tsara Jehovah.

SIPA : ohatran'ny lasa tiako sahady ianao.

BANDY : APOKALIPSY 22,21 ; ho amin'ny olona masina anie ny fahasoavan'ny Jesoa Tompo.

Address


Telephone

+261328533329

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TOMMY LEWIN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share