RéMy Miaritra kely rah te ho tafita �..d tanjona ts maintsy tody ny tarigetra��

30/10/2022

Ampy ahy ny fitiavan'i MAMA🥺💗

30/10/2022

Zay te hiditra 🙄afaka mividy billet eny music eny😐

30/10/2022

Andao andramana netsika sode mba ho forever eny any🥺🥴

24/10/2022

Aza mba miditra @ fiainako zany fa zah ary efa te hivoka ah🏃🏻🙄

24/10/2022

Nenah ny ankiziko ihan de efa mahadizina anah😢🚬

🥺💗Zarao @ hafa♻
23/10/2022

🥺💗
Zarao @ hafa♻

Abonnez vous🙏🏾
21/10/2022

Abonnez vous🙏🏾

17/10/2022

Ny anarany Franciah🙂

Nefa ny endriny otran'i Odety🚶🏻😂

15/10/2022

Tsy manana antenaina✨
Fa isan'andro miady mafy🥺✊🏻

Feno fitaka ny tany😭😂😂 🙏🏾
15/10/2022

Feno fitaka ny tany😭😂😂
🙏🏾

15/10/2022

Nisarak hono zareo de ts mety
mikaly izy🤷🏻‍♂️

Nga le sakafo no nampisarak anareo🙄😂

15/10/2022

Le génération 2005 reny zan efa azo ho hanina amzay ah😆😌

15/10/2022

Matoa enao tsy ataon Bae
PDP na STORY
de tsy enao rery zay no sipany🚶🏻😂

15/10/2022

Faravavy zany tompoko tsy faka vady fa tsy mahay mahandro vary🚶🏻😂

12/10/2022

Zah te hanangombola💵fa le mpivarotra m**o akondro ety antanana grave😂😩

12/10/2022

Zah nge mba mikaly ihan 😆fa
tsy mety ngeza mitsy eh😪🚶🏻

11/10/2022

Averiko kely😂😂

11/10/2022

Zah tamin 12 taona😂

Zah van dam,elah Bôlô,zah mitondra
vam,elah mitondra Pô😂🚶🏻

11/10/2022

Kely zao sahady le boay kely🥴iny de"Roger" no anarany🤦🏻‍♂️🤣

08/10/2022

Misy le olona de nateraka ho be teny ratsy mitsy ah🤦🏻‍♂️😂

08/10/2022

Ny sipa hoa vao fohy🚶🏻de tsy maintsy manja kely zan eh😴🤣

04/10/2022

Cher EX💔

Enga anie mba hinanemaninao any enao🙄😌

04/10/2022

Sipa manjakely ony izy nefa mihogahoga be refa mimeme🤦🏻‍♂️😂

02/10/2022

Raha mbola fitiavana izany dia tsarovy fa hafa ihany i Mama💗🙌🏻

29/09/2022

Andeh hampirafy amzay alou fa leo anleh tokampo ny tenanay👍🏻😂

28/09/2022

Tsy misy ambara fa zao manambola lava zao eh💵
Leo ah ny farany🤭😂😂

28/09/2022

Zah tsotra sady sarika😊fa refa mivadika eo kindnalika ah😫🙄

Ny tovolahy😊
28/09/2022

Ny tovolahy😊

Abonneo ihany ny page😂
27/09/2022

Abonneo ihany ny page😂

27/09/2022

Zah ve rangah efa ratsy🙄de mbola misy manaratsy ihany😒
Aza misahiran rsé ah🥴

27/09/2022

Grave nge lty zany hoe elah no tiny nefa zah no tsy foiny😪🤭

26/09/2022

Nareo ve tsy mandinika hoe ny mahatsara anleh mianatra le tsy mianatra😴🤣

26/09/2022

Sipa manja kely🥴ony izy nefa pointure 43🤭😂

Abonneo ny page👌🏻
26/09/2022

Abonneo ny page👌🏻

25/09/2022

Célibataire ve enao😊
Mihinana poizimboalavo de milamina io🤧🥴

25/09/2022

Leo be ah mitady ny anjaram-pitiavako🤧fa aleo izy ndray no hitady ahy🙄😂

25/09/2022

Ajanony ny fitiavana😊de andao tsika hifoka môly😆🚶🏻

25/09/2022

Mpivarotra: atao inon ny dimapolo😑?
Zah:atovy iray alina🙄😪

25/09/2022

Nenah sarahako ny sipa vao miteny anah hoe tsy tia voatavo🥺😑

25/09/2022

Ovina ihany ary zah vao mba ho matotra leu😪🥴

Address

Anosy
Antananarivo

Telephone

+261347914107

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RéMy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Nearby media companies