Gasy chan

Gasy chan Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy chan, Antananarivo.

24/01/2025

Tsy mifidy avendranana ko hono ilay taona😅

✍🏻+1 ansMisaotra an'Amdriamanitra fa mbola nomeny hery sy Tanjaka ary fasalamana hiatrehana ny hoavy .Mirary soa hoan'iz...
20/01/2025

✍🏻+1 ans
Misaotra an'Amdriamanitra fa mbola nomeny hery sy Tanjaka ary fasalamana hiatrehana ny hoavy .
Mirary soa hoan'izay mankalaza ny tsingerin-taona nahaterahany ihany kou,,,
Ilay sarintsika iny mba publieo 🥺 na ilay sariko mba tena tianao be iny🥰

07/01/2025

Tsy misy fiatraikany Amin'ny
vavony vé raha fanafody
Lany daty no hamonona tena🤔

Zao zani ilay hoe Mangetaheta ambony Lakana🥱😔
29/12/2024

Zao zani ilay hoe Mangetaheta ambony Lakana🥱😔

29/12/2024

Mba omeo Video 🫴🏻

17/12/2024

Efa mandrimandry ve ny vola fety sa mbola any ankibon'ny Omby,😊

✍🏻FANTATRAO VE MAHATONGA NY FIKORONTANANY TOKANTRANO IRAY ??Ny mahatonga ny tokantrano mikorontana, ny adin'ny mpivady d...
16/12/2024

✍🏻FANTATRAO VE MAHATONGA NY FIKORONTANANY TOKANTRANO IRAY ??
Ny mahatonga ny tokantrano mikorontana, ny adin'ny mpivady dia matetika noho ilay fitaratra akaiky fandriana.
Misy hery misintona izy ireny ka tsy tsara atao mifanitsy amin'ny fandrinan'ny mpivady.
Fampiasa kosa ny fitaratra raha mpivarotra hani-masaka ianao, gargotte sns ho fisintomana olona. Efa nahatsikaritra angamba ianao fa ny ankamaroan'ny gargotte dia misy fitaratra kely daholo kanefa iza moa no hijery fitaratra eo, fomba fisintomana ireny.
© GASY CHAN

16/12/2024

✍🏻Ilay lava Jupe mora bevoaka enao
Sa
✍🏻ilay Muni Jupes tsy maty manonta😅

Arabaina lesy Fanantenana ah 💪Mahareta atramin'ny farany .Miteraha fito lahy fito vavy ,Mitondra foana amin'izay Se KARA...
15/12/2024

Arabaina lesy Fanantenana ah 💪
Mahareta atramin'ny farany .
Miteraha fito lahy fito vavy ,

Mitondra foana amin'izay Se KARAMPANONDRO rehefa mivoaka😹😹🤣

Andeha mba hanandrana😉
13/12/2024

Andeha mba hanandrana😉

12/12/2024

18 andro sisa dia 1 taona 🙂
Tsotra oa😀

🇲🇬Efa manomboka ritra ny ranon'Anosy.
17/11/2024

🇲🇬Efa manomboka ritra ny ranon'Anosy.

17/11/2024

Izahay efa '' Pour'' fa nareo sisa
Avec Mitia

Rehefa mahay maka sary ny zava-misy eto antananà dia efa izy e,,Tsisy hoe tsara be ny WC anareo dia ao no haka sary fa i...
16/11/2024

Rehefa mahay maka sary ny zava-misy eto antananà dia efa izy e,,
Tsisy hoe tsara be ny WC anareo dia ao no haka sary fa io aloha WC misy eto dago👋✈️

26/09/2024
16/09/2023

Address

Antananarivo

Telephone

+261340000000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy chan posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share