" 𝐓𝐫𝐚𝐧𝐬𝐟𝐨𝐫𝐦𝐞𝐳 𝐯𝐨𝐬 é𝐯é𝐧𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐞𝐧 𝐬𝐨𝐮𝐯𝐞𝐧𝐢𝐫𝐬 𝐦é𝐦𝐨𝐫𝐚𝐛𝐥𝐞𝐬 !"🎶✨
Mariage, anniversaire, fête familiale ou événement corporate… Vous méritez une ambiance musicale à la hauteur de vos attentes !
En tant que DJ, je crée des atmosphères uniques pour chaque moment spécial.
Laissez-moi gérer la musique, et vous profitez pleinement de chaque instant. 🎧
📲 Contactez-moi dès maintenant pour réserver votre date et garantir une ambiance inoubliable !
#Yoannloicdj #eventdj #ÉvénementsInoubliables #Mariage #Anniversaire #FêteFamiliale #Corporate #AmbianceSurMesure
𝐄𝐒𝐒𝐀𝐘𝐄 𝐃𝐄 𝐍𝐄 𝐏𝐀𝐒 𝐃𝐀𝐍𝐒𝐄𝐑 | 𝐞𝐝𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐀𝐟𝐫𝐨 𝐇𝐨𝐮𝐬𝐞
Vitanareo ve ny tsy handihy amin'ireto hira ireto?😁.
Jereo hatramin’ny farany fa any ilay hira tena tianareo be 👀
s/o : DJ CHRONIX, DJ STITCH , DJ Natoo, DJ Rax, DJ Mr GARY
#yoannloicdj #djmix #djgasy #djmalagasy
MAKUA FESTIVAL MUSIC
Extrait ambiance nandritra ny Makua Festival Music 🔥
CYEMCI x YOANN LOIC - HONEY REMIX
‼️ NOUVEAU REMIX ‼️
CYEMCI x YOANN LOIC - ANI AFRO HOUSE (HONEY REMIX)
Ity ilay remix efa nandrasanareo ary
AZAMAN VS. TÔ
Mba nandramako fotsiny e 😁
Nety ihany ve ? 🙈
Dalvis Madagascar
#yoannloicdj #azaman #tô #djmix #mashup
💿 SHATTA MIX 01 💿
Iza amin'ireto ilay mampitsangana anareo rehefa any anaty soirée ireny?
Ilay hira faha 3 tena chaud be aloha e 🔥
#yoannloicdj #djmix #mixshatta #shatta #mix
Extrait ambiance Mariage
Anisan’ny mahafinaritra foana ny mahita invité tsy miala piste sy manal’azy ohatran’izao 😊
Teto izao tena ambiance mifangaro tsara no nomaninay.
Ary raha mba ny mariage nareo koa no atao ohatran'izao e 😁
MIX COMMERCIAL DRILL 🇲🇬
w/ CYEMCI
Ankafizo ary e...
AFRO URBAN MIX
AFRO URBAN MIX 🇲🇬
Betsaka ianareo tato no nangataka version lava an’ireny mix kely ireny, dia ito ary ilay izy e 😉
✅ Efa dispo sur YouTube.
🌐 Lien : https://youtu.be/scwsyzYW6F8?si=avahcK9bN_CtG7b6
#yoannloicdj #djset #afromalagasy #djmix
Ny hira alefako rehetra tsy hitanareo ny hira atao entrée en salle amin'ny mariage-nareo 🥱
Jereo hatr@ farany dia taggeo ilay " ho vadinao " atsy ho atsy... 😂