Lovaniaina

Lovaniaina 👉 COMMUNITY MANAGER
👉 TECHNICIEN ACCOMPAGNATEUR
👉 ENTREPRENEUR

17/04/2024
17/04/2024

- Moi et mes problèmes cette semaine. Jamais ils ne me rattraperont 😅
Bonne semaine 😘

🚨 INCROYABLE ! Le PSG réalise une REMONTADA face au Barça et se QUALIFIE pour les demi-finales de la LDC ! 👏😍🇫🇷Bravo au ...
16/04/2024

🚨 INCROYABLE ! Le PSG réalise une REMONTADA face au Barça et se QUALIFIE pour les demi-finales de la LDC ! 👏😍🇫🇷

Bravo au PSG qui affrontera Dortmund en demi ! ❤️💙

16/04/2024

Manana compagnie fa tsisy avion.
Manana stade fa tsy azo ilalaovana.
Manana robinet fa tsisy rano.
Tohizo...

FOMBA AHITANA ASA @ INTERNETMba hahitana asa amin'ny Internet dia ireto misy teknika azonao ampiasaina:1️⃣ Tsidiho ny si...
16/04/2024

FOMBA AHITANA ASA @ INTERNET

Mba hahitana asa amin'ny Internet dia ireto misy teknika azonao ampiasaina:

1️⃣ Tsidiho ny sites d'offre d'emploi isan-karazany toy ny Indeed, Monster, LinkedIn, sns.
2️⃣ Mamoròna profil professionnel amin'ny sehatra toa ny mba hanasongadinana ny fahaizanao sy ny traikefanao.
3️⃣ Araho ny pejin'ireo orinasa izay mahaliana anao amin'ny tambazotra sosialy mba hanaraha-maso ny tolotra asa vaovao atolony ao.
4️⃣ Mampiasà moteurs de recherche matetika amin'ny fanoratana mots-clés mifanandrify @ asa tadiavinao.
5️⃣ Mandefasa e-mail fangatahan'asa foana any amin'ny tranokalan'ny Orinasa iray mahaliana anao, na dia tsy nandefa offres d'emploi aza ilay Orinasa.
6️⃣ Mandraisa anjara amin'ny forums, na @ Groupe de discussion na événements en ligne mifandraika amin'ny sehatra misy anao mba hanitarana ny réseau anao fa amin'ireny no tena ahitana ireo karazana tolotr'asa miafina.

Ny fampiasana ireo teknika ireo dia mampitombo ny chance ahafahanao hahita asa amin'ny Internet.

Mirary soa 🙏

FFizaràna Formation sy Technique

Tsy azoko 😁
16/04/2024

Tsy azoko 😁

😅
11/04/2024

😅

🤣
07/04/2024

🤣

Eo ara hoe 😅
05/04/2024

Eo ara hoe 😅

05/04/2024

Mifanoroka, mikipy, dia avy eo mihiratra kely ny maso dia avy eo mifampijery dia mitsiky kely. De miverina mifanoroka.

𝗥𝗘𝗛𝗘𝗙𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗡𝗜𝗦𝗔𝗥𝗔𝗞𝗔Rehefa nisaraka taminy olotina dia fadio ny tonga dia hiaraka amin’olona nohon’ny fanindrina azy fots...
05/04/2024

𝗥𝗘𝗛𝗘𝗙𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗡𝗜𝗦𝗔𝗥𝗔𝗞𝗔
Rehefa nisaraka taminy olotina dia fadio ny tonga dia hiaraka amin’olona nohon’ny fanindrina azy fotsiny

Ny olona matoky valeur tsy mandany fotoana manindry olona fa tonga dia mifantoka aminy fivoarany fiainany

Ohatra : mikarakara vatana , mampitombo ny fidiram-bola, manangana zavatra ngeza kokoa

Ny fisarana dia natao fotoana hifantoana aminy fiainam-baovao fa tsy natao hifanindrina aminy ex

04/04/2024

Vao hianatra miteny zanakanao tonga dia ampianaro azy tsara fa tsy:"Babah=vary,Man=Omby,Lano=Rano
Tohizo izay mbl mahita

04/04/2024

Ilay masonjoany ko ry vehivavy mba asio refiny fa zany à ra ts saik torana 🤧

🔴 Zah mampitandrina anao farany hoe : " Mbola identifiéo manaraka eo anie zah amin'izao fatipatina publication rehetra z...
31/03/2024

🔴 Zah mampitandrina anao farany hoe : " Mbola identifiéo manaraka eo anie zah amin'izao fatipatina publication rehetra zao e " ⚠️⚠️⚠️

😁
29/03/2024

😁

Raha mitsangana ny vahoaka dia rava ny fety
28/03/2024

Raha mitsangana ny vahoaka dia rava ny fety

Aza misosok’alahelo intsony tompoko 🤣
28/03/2024

Aza misosok’alahelo intsony tompoko 🤣

😳
22/03/2024

😳

🥰
21/03/2024

🥰

🤧
21/03/2024

🤧

Jude beligham 🙏🥰
20/03/2024

Jude beligham 🙏🥰

😭🤣
16/03/2024

😭🤣

Vamos BARCA ❤️💙
15/03/2024

Vamos BARCA ❤️💙

Address

Alasora
Antananarivo
TANA102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lovaniaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lovaniaina:

Videos

Share