Céréales Crousty by Frosty

Céréales Crousty by Frosty Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Céréales Crousty by Frosty, Digital creator, Antananarivo.

😍 Savoureux petit déjeuner et goûter VITA MALAGASY qui vous donne la force de réaliser vos rêves
✅ A base d'ingrédients produits par les agriculteurs et producteurs Malagasy
♥️ Soyez nos nouveaux followers actifs et Gagnez des réductions sur vos achats

❤️ Hafa mihitsy izany Tatie mitady izay mahasoa ny neveux sy nièces izany e✅ Mitondra Céréales CROUSTY mampitombo sy mam...
23/01/2025

❤️ Hafa mihitsy izany Tatie mitady izay mahasoa ny neveux sy nièces izany e
✅ Mitondra Céréales CROUSTY mampitombo sy mampavitrika azy ireo isan'andro
👉 Céréales Crousty, Sakafo isa-maraina
L'excellence pour nos Enfants

PS: Ao amin'ny commentaire ny followers mahazo réduction amin'ny commande amin'ity semaine ity

💪 Tianao ho tomady sy maroroka ny zanakao?🥣 Omeo Céréales CROUSTY Vanille sy Chocolat izy atao sakafo maraina sy goûter ...
19/01/2025

💪 Tianao ho tomady sy maroroka ny zanakao?
🥣 Omeo Céréales CROUSTY Vanille sy Chocolat izy atao sakafo maraina sy goûter fa hanome azy hery sy otrikaina hampahomby azy izany
🇲🇬 Sady manohana ny mpamboly sy mpamokatra Malagasy ihany koa ianao amin'izany
😊 Azonao jifaina par livraison sy eny amin'ireo distributeurs anay
✅ Mora Service Antaninandro
✅ My School Shop Ivandry
✅ Olioly Natoraly Andranomena
✅ TandZone Store Andranonahoatra Itaosy
✅ Atody Poste Itaosy Andranonahoatra
✅ Rhum du Betsileo Anosimasina Itaosy
✅ Ando Antanimenakely Ravinala

Céréales Crousty, Sakafo isa-maraina
L'excellence pour nos Enfants

Nosafidianay manokana ho atao anatin'ny Céréales CROUSTY ny voanjo noho ny vokatsoa maro be azo avy aminy sady anisan'ir...
16/01/2025

Nosafidianay manokana ho atao anatin'ny Céréales CROUSTY ny voanjo noho ny vokatsoa maro be azo avy aminy sady anisan'ireo akora vokatra eto Madagasikara ihany koa ka mila omen-danja mba hanohanana ireo tantsaha mpamokatra.

Ireto avy ary ny soa zo avy amin'ny voanjo :
✅ Manome énergie be sady misy graisse saine ilain'ny vatana. Mety tsara ho an'ny mpanao activités be toy ny ankizy, ny sportif ary mpiasa
✅ Be protéines
✅ Mampiena ny tahan'ny cholesterol ratsy ao amin'ny vatana
✅ Antioxydant sady be fibres
✅ Manatsara ny fiasan'ny système cérébral sy mampatsilo saina
✅ Misy Vitamine E, B3, B9

Céréales Crousty, Sakafo isa-maraina
L'excellence pour nos Enfants

Ao amin'ny commentaire ny lisitr'ireo followers mahazo réduction amin'ity semaine ity 😉

    mety be amin'ilay zanakao mpanao activités physiques matetika toy ny natation, foot, basket, volley ny céréales CROU...
12/01/2025

mety be amin'ilay zanakao mpanao activités physiques matetika toy ny natation, foot, basket, volley ny céréales CROUSTY. Tsy ho reraka be intsony fa ampy tsara ny régime sady misy hitomboana

Azonao jifaina par livraison sy eny amin'ireo distributeurs anay
✅ Mora Service Antaninandro
✅ My School Shop Ivandry
✅ Olioly Natoraly Andranomena
✅ TandZone Store Andranonahoatra Itaosy
✅ Atody Poste Itaosy Andranonahoatra
✅ Rhum du Betsileo Anosimasina Itaosy
✅ Ando Antanimenakely Ravinala

🎁 Nous sommes trop gentils         😍 Ho fanamarihana ity taona 2025 ity sy ho fisaorana anareo 3,6k followers nanohana a...
09/01/2025

🎁 Nous sommes trop gentils
😍 Ho fanamarihana ity taona 2025 ity sy ho fisaorana anareo 3,6k followers nanohana anay hatramin'izay ka hatramin'izao dia hanome réduction ho ana followers 50 isan-kerinandro izahay 🤩

📏 Manana 3 andro izay sélectionné handefasana ny commandeny sy hisitrahana ny réduction. Ny livraison tsy voatery ao anatin'ilay 3 andro fa ny commande ihany.

💪 Matanjaka tsara daholo amin'izay hiatrika an'ity taona ity fa hihinana céréales CROUSTY

    Mety be aminao sy ilay zanakao mpanao activités physiques matetika toy ny natation, foot, basket, volley ny céréales...
08/01/2025

Mety be aminao sy ilay zanakao mpanao activités physiques matetika toy ny natation, foot, basket, volley ny céréales CROUSTY. Tsy ho reraka be intsony fa ampy tsara ny régime sady misy hitomboana

Azonao jifaina par livraison sy eny amin'ireo distributeurs anay
✅ Mora Service Antaninandro
✅ My School Shop Ivandry
✅ Olioly Natoraly Andranomena
✅ TandZone Store Andranonahoatra Itaosy
✅ Atody Poste Itaosy Andranonahoatra
✅ Rhum du Betsileo Anosimasina Itaosy
✅ Ando Antanimenakely Ravinala

🥣 20 à 25% ny énergie na Calorie ilaintsika mandritran'ny tontolo andro no mila entin'ny sakafo maraina ary ny tena tsar...
06/01/2025

🥣 20 à 25% ny énergie na Calorie ilaintsika mandritran'ny tontolo andro no mila entin'ny sakafo maraina ary ny tena tsara dia misy protéines, glucides complexes ary lipides sains izany

Ireto avy ny valeurs moyennes an'ny calories ilain'olona iray mandritran'ny tontolo andro arakaraky ny taonany :
✅ Enfants 5 à 10 ans : 1400 à 2000 Kcal
✅ Enfants 11 à 14 ans : 1800 à 2600 Kcal
✅ Adolescents 15 à 18 ans : 2000 à 3200 Kcal
✅ Adultes : 1800 à 3000 Kcal

Mety miova ireo valeurs ireo arakaraky ny activités atao, ny sportifs izao mila Calories betsabetsaka kokoa noho ny olona miasa birao

Araky ny eritreritrao, ampy an'ireo ve ny anao?


-maraina


🥣 Céréales CROUSTY Chocolat sy Vanille 💪 Ilay Manome hery anao sy ny zanakao isa-maraina hahatrarana ny tanjona napetrak...
05/01/2025

🥣 Céréales CROUSTY Chocolat sy Vanille
💪 Ilay Manome hery anao sy ny zanakao isa-maraina hahatrarana ny tanjona napetraka ho amin'ity taona 2025 ity 🏆

Izany dia noho ny otrikaina maro entin'ireo akora nanamboarana ny céréales CROUSTY toy ny Glucide, Lipide, Protide, Fibres, Vitamines, Sels Minéraux.

-maraina


Arahabaina nahatratra ny taona 2025Ho taona zina sy feno fahombiazana ary fahasalamana ho anao sy ny ankohonanao ity tao...
01/01/2025

Arahabaina nahatratra ny taona 2025
Ho taona zina sy feno fahombiazana ary fahasalamana ho anao sy ny ankohonanao ity taona ity miaraka amin'ny céréales CROUSTY

Efa ho avy izao ny réveillon an 🎉Afaka tsakitsaky mandritra ny fety koa ny céréales CROUSTY 😉
29/12/2024

Efa ho avy izao ny réveillon an 🎉
Afaka tsakitsaky mandritra ny fety koa ny céréales CROUSTY 😉

🥣 Mbola tsy tara raha hanandrana Céréales CROUSTY aty amin'ny Marché de Noël ety amin'ny KIBO Alarobia fa mbola mitohy a...
21/12/2024

🥣 Mbola tsy tara raha hanandrana Céréales CROUSTY aty amin'ny Marché de Noël ety amin'ny KIBO Alarobia fa mbola mitohy androany ny hetsika. Andao daholo sady miaraka manao Shopping amin'ny namana 🥰

✅ Misy Céréales CROUSTY koa eny amin'ny Mahamasina Stade Barea ao amin'ny Foire au Apéritifs Portail numéro 2 Stand N°6 miaraka amin'ny Voahary Kanto ,
Eo amin'ny Jardin an'Antaninarenina Stand N°6 koa mbola misy miaraka amin'ny rakoto

Efa vonona izahay ato amin'ny Parking ny KIBO-SANIFER Alarobia miandry anareo. Tongava miaraka amin'ny namana fa feno ar...
20/12/2024

Efa vonona izahay ato amin'ny Parking ny KIBO-SANIFER Alarobia miandry anareo. Tongava miaraka amin'ny namana fa feno articles maro aty toy ny akanjo, poketra, kilalao ho an'ny ankizy, parfums, bijoux sy zavatra maro hafa.

de

20/12/2024

JOUR J
Eny amin'ny KIBO Alarobia ny fotoana androany sy rahampitso
Hanao Dégustation
Céréales CROUSTY

Raha mandalo manodidina an'Antaninarenina ianareo mandritran'ity herinandro ity hatramin'ny talata heriny dia manasa hit...
19/12/2024

Raha mandalo manodidina an'Antaninarenina ianareo mandritran'ity herinandro ity hatramin'ny talata heriny dia manasa hitsidika ny Stand numéro 6 ao amin'ny 𝗟𝗮𝗱𝗱𝗶𝗲 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿
Ankoatran'ny 𝗰é𝗿é𝗮𝗹𝗲𝘀 𝗖𝗥𝗢𝗨𝗦𝗧𝗬 Vanille sy Chocolat izay misy dégustation gratuite dia misy glace, pate de fruits, fruits confits, gâteau mangahazo sy vokatra maro samihafa koa ao.


cereales

Vacances androany koa ve ny zanakareo, ny zandrinareo, ny cousins sy cousinenareo kely?      Ohatran'izao mihitsy izao n...
18/12/2024

Vacances androany koa ve ny zanakareo, ny zandrinareo, ny cousins sy cousinenareo kely?
Ohatran'izao mihitsy izao ny paozin'izy ireo ao e 🤣
Hividiano céréales CROUSTY amin'izay zareo fa mila énergie be ilay milalao ao an-trano
Sady amin'izay koa tsy mitaraina noana lava 😉

12 000 Ar ny paquet de 375g
10 000 Ar ny an'ireo nouveaux followers sy meilleurs followers de la semaine
Saveur chocolat sy vanille


cereales

Misy vidiny anie ny like sy commentaire ary partage ataonareo ireny e. Eto amin'ny pagenay izao tonga dia mahazo réducti...
18/12/2024

Misy vidiny anie ny like sy commentaire ary partage ataonareo ireny e. Eto amin'ny pagenay izao tonga dia mahazo réduction be izay meilleurs followers actifs tsara. Lasa 10 000 Ar ny Crousty 375 g au lieu de 12 000 Ar. Sady isan-kerinandro misy mahazo foana. Manindry bouton suivre la page fotsiny koa aza tonga dia mahazo.

Andao daholo hihinana Céréales Crousty

🎄✨ 𝗩𝗲𝗻𝗲𝘇 𝘃𝗶𝘃𝗿𝗲 𝗹𝗮 𝗺𝗮𝗴𝗶𝗲 𝗱𝗲 𝗡𝗼ë𝗹 𝗮𝘃𝗲𝗰 𝗻𝗼𝘂𝘀 ! ✨🎄Nous serons présents au 𝗠𝗮𝗿𝗰𝗵é 𝗱𝗲 𝗡𝗼ë𝗹 𝗱𝗲 𝗞𝗜𝗕𝗢 𝗔𝗹𝗮𝗿𝗼𝗯𝗶𝗮  𝗹𝗲 20 𝗲𝘁 21 𝗱é𝗰𝗲𝗺...
17/12/2024

🎄✨ 𝗩𝗲𝗻𝗲𝘇 𝘃𝗶𝘃𝗿𝗲 𝗹𝗮 𝗺𝗮𝗴𝗶𝗲 𝗱𝗲 𝗡𝗼ë𝗹 𝗮𝘃𝗲𝗰 𝗻𝗼𝘂𝘀 ! ✨🎄

Nous serons présents au 𝗠𝗮𝗿𝗰𝗵é 𝗱𝗲 𝗡𝗼ë𝗹 𝗱𝗲 𝗞𝗜𝗕𝗢 𝗔𝗹𝗮𝗿𝗼𝗯𝗶𝗮 𝗹𝗲 20 𝗲𝘁 21 𝗱é𝗰𝗲𝗺𝗯𝗿𝗲 pour partager chaleur, convivialité... et CROUSTY, les céréales croustillantes que vous aimez tant ! 🥣❤️

Au programme :

❄️ Découverte et 𝗱é𝗴𝘂𝘀𝘁𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗴𝗿𝗮𝘁𝘂𝗶𝘁𝗲 de nos délicieuses 𝗰é𝗿é𝗮𝗹𝗲𝘀 𝗖𝗥𝗢𝗨𝗦𝗧𝗬, parfaites pour vos petits-déjeuners ou goûter.

🎁 Des idées gourmandes pour vos paniers de Noël.

🌟 Ambiance festive, douce odeur des fêtes et moments inoubliables à partager en famille ou entre amis.

Ne manquez pas ce rendez-vous incontournable ! On vous attend nombreux pour goûter, sourire et célébrer Noël ensemble. 🎅🥳

Qui sera de la partie ? Dites-le en commentaire ! ⬇️

16/12/2024

Nous vous souhaitons une excellente semaine

Vous allez assurer 👌💪

Address

Antananarivo

Telephone

+261341995453

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Céréales Crousty by Frosty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share