FJKM Fitandremana ambodimanga-1

FJKM Fitandremana ambodimanga-1 Ny vaovao rehetra ato amin'ny fitandremana ambodimanga-1 Dia havoaka eto, ka entanina isika mba Samy

12/09/2022

Ho tahin'ny Tompo Anie ny tokantranonareo

Arahabaina areo mivady eee, ny Tompo homba anareo
12/09/2022

Arahabaina areo mivady eee, ny Tompo homba anareo

11/09/2022

isaorana ny Tompo manome saina mahay mamorona ireto Tanora ireto. Hira fandraisana Mpitandrina vaovao Natany STK niany

Tanora mahafatrapo, tsy hita halaviran-dalana nohony rotsorotso omenjareo
29/08/2022

Tanora mahafatrapo, tsy hita halaviran-dalana nohony rotsorotso omenjareo

Tahirin-tsary tafika Masina nataony fitandremana ambodimanga-1 tany Besariaka. Zoma-dimache (26-28) août 2022
29/08/2022

Tahirin-tsary tafika Masina nataony fitandremana ambodimanga-1 tany Besariaka. Zoma-dimache (26-28) août 2022

03/08/2022

Hoantsika birao rehetra, Na Na Na , aza hadigno ny programme atsika amaray 2h folakandro tsy diso. Fiofanany birao rehetra ao andilandrano, mitohy lohavolagna

31/07/2022
28/07/2022

Salama atsika jiaby !! Fampahafantarana, ny programme lohavolagna Dia toy izao:. Ny birao rehetra Na birao sampana fitandremana Na birao sampana amin'ny Fiangonana, birao fitandremana reniny, birao Fiangonana Dia mamonjy zoma le05 juillet 2022 tsy diso folakandro. Saran-dasy: vary 4kapoaka, vola 3000ar. Tongava aby atsika jiaby ay, Ary mifampilazà aby. Voninahitra Dia ho an'Andriamanitra irery ihany

Isaorana ny Tompo fa voalohany t@gadona salegy ny tanorany fitandremana ambodimanga-1 t@ity fihaonam-be STK SP KRIFAA it...
27/07/2022

Isaorana ny Tompo fa voalohany t@gadona salegy ny tanorany fitandremana ambodimanga-1 t@ity fihaonam-be STK SP KRIFAA ity

Tahirin-tsary fihaonam-be STK SP KRIFAA tao antalaha 2022
27/07/2022

Tahirin-tsary fihaonam-be STK SP KRIFAA tao antalaha 2022

24/07/2022

Fihaonam-be STK SP KRIFAA n°16 eto antalaha 23-24-25juillet 2022. Fifaninana gadona Sabotsy alina

24/07/2022

Fihaonam-be STK SP KRIFAA n°16 eto antalaha 23-24-25juillet 2022

22/07/2022

isaorana ny Tompo fa vita aminjay ny Soma boliny natao androany tamin'ity fihaonam-be STK SP KRIFAA n°16 izay atao antalaha ity. Vokatra, Ny viavy: Andapa 0-1 antalaha Sy vohemar 0-3 sambava. Lahy: Andapa 0-2 antalaha.
Amin'izao Dia hanomboka -pivavahana hariva izao Sy fifaninana samihafa ankoatra ny gadona salegy Sy chorale.

18/07/2022

isaorana ny Tompo fa vita soamantsara ny fetiny ankohonana omaly ka entanina isika izay zanaky ny fitandremana ambodimanga-1 mba hanohana ny asa

Mizotra soamantsara ny fivoriana amin'izao
17/07/2022

Mizotra soamantsara ny fivoriana amin'izao

16/07/2022

Mizotra soamantsara izao ny alimpiderana

16/07/2022

Amin'izao Dia mizotra soamantsara ny fianarana katekomena eto amin'izao FiMiFi ambodimanga-1 izao, tongava daholo isikeee

15/07/2022

isaorana ny Tompo fa voatomboka soamantsara ny lasy fiofanantsika androany teto ampontsilahy hoan'ny sampana vokovoko manga tato amin'ny fitandremana ambodimanga-1. Mitohy amaray izany, ka tongava hoan'izay mbola tsy tonga

Address

Andapa

Telephone

+261322254695

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Fitandremana ambodimanga-1 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other News & Media Websites in Andapa

Show All