Radio Feon'Andapa FM 94.6 Mhz

Radio Feon'Andapa  FM 94.6 Mhz Frequence'naka, Frequence'nao, Frequence'ntsika jiaby! Ilay miaraka aminao Isan'andro

28/03/2024

๐—”๐—ก๐—ง๐—ข๐—ก๐—ง๐—”๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—” ๐—ข๐—™๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—”๐—Ÿ๐—ฌ ๐—ฉ๐—ข๐—”๐—ฅ๐—”๐—ฌ ๐—”๐—ฉ๐—ฌ ANY ๐—”๐—ก๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—•๐—ก๐—š๐—ฅ๐—– ๐—ฉ๐—ข๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ฅ๐—ข๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ž๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐——๐—”๐—Ÿ๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก'๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ฌ ๐—–๐˜†๐—ฐ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฒ ๐—ง๐—ฟ๐—ผ๐—ฝ๐—ถ๐—ฐ๐—ฎ๐—น ๐—š๐—”๐— ๐—”๐—ก๐—˜ | ๐—”๐—น๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† 28 ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐˜€๐—ฎ 2024 ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† 6๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ
๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ : 03 ;
๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐˜๐˜† : 14 ;
๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ :03 ;
๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—ถ๐—ป๐—ฎ :36 307 ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ 9 024 ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ;
๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ผ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ : 18 565 ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ 4 849 ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ;
๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ผ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ : 68 ;
๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ฑ๐—ผ๐—ฏ๐—ผ-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ : 6 675 ;
๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ : 617;
๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ณ๐—ผ: 08 ;
๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† : 26 ;
๐Ÿ”ธ๏ธ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ณ๐˜† 698 ๐—ต๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ฑ๐—ผ๐—ฏ๐—ผ-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ
๐Ÿ”ธ๏ธ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ 4 ๐—ป๐—ผ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—š๐—”๐— ๐—”๐—ก๐—˜ ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ: ๐—”๐—ก๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—๐—œ๐—ฅ๐—ข๐—™๐—ข, ๐——๐—œ๐—”๐—ก๐—”, ๐—”๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ก๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ฆ๐—”๐—ฉ๐—”.
๐Ÿ™ ๐˜ผ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™จ๐™ž๐™ ๐™– ๐™ข๐™—๐™– ๐™๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ง๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ข๐™ค๐™–๐™ ๐™– ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ž๐™จ๐™– ๐™ค๐™›๐™ž๐™จ๐™ž๐™–๐™ก๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™ค๐™ข๐™ฅ๐™ค๐™ ๐™ค!



Source : BNGRC

๐Ÿ”ดTombanana hiditra an-tanety rahampitso alina na ny Alatsinainy maraina ny ivon'ilay faritra andro ratsy ao amin'ny rano...
03/03/2024

๐Ÿ”ดTombanana hiditra an-tanety rahampitso alina na ny Alatsinainy maraina ny ivon'ilay faritra andro ratsy ao amin'ny ranomasimbe Indiana!
Ao Antsiranana na Vohemar no mety hidirany an-tanety izay!
๐Ÿ“ŒHo tafiakatra depression tropicale izy fa kosa mety hahatratra Tempete tropicale moderee rzha toa ka tomombana ny tontolo hivoarany!
โœ…Hisalotra ny anarana Filipo iey raha toa feno ny fepetra!
๐Ÿ“ŒHanaraka ny morontsiraka Avaratra Andrefana izy ka hanome rotsak'orana matevina amin'ny toerana manodidina ny ivony!
Rehefa mivoaka an-dranomasina izy dia hahazo hery indray ka ho hita eo ny ho fivoarany!
โญ•Faritra boribory menamena: ny ivony amin'izao
๐ŸŸกFaritra boribory mavomavo: faritra mety hitomboany hery indray ka arahi-maso manomboka eto!
๐Ÿ‘‰Aleo mitandrina foana fa hitondra orambe ity faritra andro ratsy ity!
โš ๏ธMiomana arak'izany ireto faritra ireto: DIANA, SAVA, ANALANJIRO, ATSINANANA, SOFIA, BETSIBOKA, BOENY ary MELAKY.
โœ…Zarao fa mety ahasoa ny hafa

05/02/2024
Mirary faran'ny herinandro milamina ho antsika jiaby izahay ato amin'ny Radio Feon'Andapa  FM 94.6 Mhz
05/01/2024

Mirary faran'ny herinandro milamina ho antsika jiaby izahay ato amin'ny Radio Feon'Andapa FM 94.6 Mhz

๐Ÿšจ VANGAINDRANO : TOKATRANO IRAY NIHINANA TRONDRON-DRANOMASINA MISY POIZINA, MISY NY MATY MISY IREO MBOLA MANARAKA FISAMB...
21/07/2023

๐Ÿšจ VANGAINDRANO : TOKATRANO IRAY NIHINANA TRONDRON-DRANOMASINA MISY POIZINA, MISY NY MATY MISY IREO MBOLA MANARAKA FISAMBOANA ๐Ÿšจ

๐š‰๐šŠ๐šฃ๐šŠv๐šŠ๐šŸ๐šข ๐šœ๐šŠ๐š‘๐šŠ๐š‹๐š˜ 7 ๐š๐šŠ๐š˜๐š—๐šŠ ๐š–๐šŠ๐š๐šข, ๐š๐šŽ๐š•๐š˜ ๐š–๐š’๐šŠ๐š—๐šŠ๐š”๐šŠ ๐š๐šœ๐šŠ๐š‹๐š˜๐š’๐š—๐šŠ ๐šŠ๐š˜ ๐š‘๐š˜ฬ‚๐š™๐š’๐š๐šŠ๐š• ๐š‚๐™ฐ๐™ป๐™ต๐™ฐ ๐™ผ๐šŠ๐š—๐šŠ๐š–๐š‹๐šŠ๐š›๐š˜ ๐š…๐šŠ๐š—๐š๐šŠ๐š—๐š๐š›๐šŠ๐š—๐š˜ ๐š—๐š˜๐š‘๐š˜ ๐š—๐šข ๐š๐š’๐š‘๐š’๐š—๐šŠ๐š—๐šŠ ๐šœ๐š˜๐š”๐š˜๐š‹๐š˜๐š๐š›๐š’๐šŠ๐š”๐šŠ ๐š—๐šŠ ๐™ฑ๐š˜๐š๐šŠ๐š•๐šŠ(poisson ballon) ๐š—๐šข ๐šŠ๐š•๐š’๐š—'๐š—๐šข ๐š๐šŠ๐š•๐šŠ๐š๐šŠ ๐š๐šŠ๐š‘๐šŠ 18 ๐š“๐š˜๐š•๐šŠ๐šข 2023 ๐š•๐šŠ๐šœ๐šŠ ๐šŠ๐šŸ๐šข ๐šŠ๐š˜ ๐™ฐ๐š–๐š™๐šŠ๐š๐šœ๐š’๐š—๐šŠ๐š”๐š˜๐š‘๐š˜ ๐™ตo๐™บon๐šƒany ๐™ฑ๐šŽ๐š๐š˜๐šŠ๐š๐š˜ ๐™ฒ๐š„ ๐š…๐šŠ๐š—๐š๐šŠ๐š’๐š—๐š๐š›๐šŠ๐š—๐š˜.๐™ด๐š๐šŠ ๐š๐šŠ๐š๐šŠ๐š—๐šข ๐š’๐š‘๐šŠ๐š—๐šข ๐š๐šŠ ๐š๐šœ๐šข ๐šŠ๐šฃ๐š˜ ๐š‘๐šŠ๐š—๐š’๐š—๐šŠ๐š—๐šŠ ๐š’๐š˜ ๐š๐š›๐š˜๐š—๐š๐š›๐š˜ ๐š’๐š˜ ๐šŠ๐š›๐šข ๐š—๐š’๐šœ๐šข ๐š—๐šŠ๐š—ankana izy ireo ๐šœ๐šŠ๐š’๐š—๐š๐šข tsy tana fa nihinana ๐š’๐š‘๐šŠ๐š—๐šข ๐š”๐šŠ ๐š—๐šŠ๐š‘๐šŠ๐š๐š˜๐š—๐š๐šŠ izao loza izao .E๐š๐šŠ ๐š›๐šŽ๐š›๐šŠ๐š”๐šŠ ๐š’๐šฃ๐šข ๐š’๐š›๐šŽ๐š˜ ๐šŸ๐šŠ๐š˜ ๐š๐š˜๐š—๐š๐šŠ ๐š๐šŠ๐š–๐š’๐š—'๐š—๐šข ๐š๐š˜๐š‹๐š’๐š™๐šŠ๐š‘๐šŠ๐šœ๐šŠ๐š•๐šŠ๐š–๐šŠ ๐š—๐šŠ๐š๐š˜๐šŠ๐š—๐š๐š˜๐šŠ, nibotsibotsina ny vatana ary fanin๐šŠ.Efa ๐š—๐šŠ๐š‘๐šŠ๐šฃ๐š˜ ๐š๐š’๐š๐šœ๐š’๐š‹๐š˜๐šŠ๐š—๐šŠ moa ๐š’๐šฃ๐šข ๐š๐šŽ๐š•๐š˜ ๐š–๐š’๐šŠ๐š—๐šŠ๐š”๐šŠ ๐š๐šŠ ๐š”๐š˜๐šœ๐šŠ ๐š–๐š‹๐š˜๐š•๐šŠ ๐šŠ๐š›๐šŠ๐š‘๐š’๐š—๐šŠ ๐š–๐šŠ๐šœ๐š˜ ๐š—๐šข ๐š๐šŠ๐š‘๐šŠ๐šœ๐šŠ๐š•๐šŠ๐š–๐šŠ๐š—๐šŠ ๐š›๐šŽ๐š—๐š’๐š—๐šข ๐š—๐š˜๐š‘๐š˜ ๐š’๐šฃ๐šข ๐š–๐š’๐š๐š˜๐š—๐š๐š›๐šŠ ๐šŸ๐š˜๐š‘o๐š”๐šŠ.๐™ผ๐šŠ๐š—๐š˜๐š•๐š˜๐š—๐šŠ ๐š—๐šข ๐šฃ๐šŠ๐šŸ๐šŠ- ๐š–๐š’๐šœ๐šข ๐š’๐š˜ ๐ši๐šŠ ๐š—๐š’๐š๐š’๐š—๐šŠ ๐š—๐š’๐š‘๐šŠ๐š˜๐š—๐šŠ ๐š๐šŠ๐š–๐š’๐š—'๐š—๐šข ๐š–๐š™๐š˜๐š—๐š’๐š—๐šŠ ๐šœ๐šข ๐š—๐šข ๐š–๐š™๐šŠ๐š—๐š“๐š˜๐š—๐š˜ ๐™ฐ๐š–๐š™๐šŠ๐š๐šœ๐š’๐š—๐šŠ๐š”๐š˜ ๐š—๐šข ๐™พ๐™ผ๐™ฒ ๐š๐šŠ๐š›๐š’๐š‘๐š’๐š—'๐š—๐šข ๐š•๐šŽ๐š‘๐š’๐š‹๐šŽ๐š—'๐š—๐šข ๐š๐š’๐šœ๐š๐š›๐š’๐š”๐šŠ ๐š–๐š‹๐šŠ ๐š‘๐š’๐š๐šŠ๐š—๐š๐š›๐š’๐š—๐šŠ ๐šŠ๐š–๐š’๐š—'๐š—๐šข ๐š๐š’๐š‘๐š’๐š—๐šŠ๐š—๐šŠ๐š—๐šŠ ๐š‘๐šŠ๐šฃ๐šŠ๐š—๐š๐š›๐šŠ๐š—๐š˜ ๐š–๐š‹๐šŠ ๐š๐šœ๐šข ๐š‘๐š’๐šŸ๐šŽ๐š›๐šŽ๐š—๐šŠ๐š—'๐š—๐šข ๐š๐š›๐šŠ๐š—๐š๐šŠ ๐š๐š˜๐šข ๐š’๐šฃ๐šŠ๐š˜ .

ยฉ๏ธ RNM VANGAINDRANO

Dinik'Asa mahakasika ny fanaovam-bakisiny Hiadiana amin'ny Polio niarahan'ny tamin'ny Comitรฉs des Pilotages distrikan'An...
21/07/2023

Dinik'Asa mahakasika ny fanaovam-bakisiny Hiadiana amin'ny Polio niarahan'ny tamin'ny Comitรฉs des Pilotages distrikan'Andapa
Tao amin'ny Lapan'ny Zokiolona Andapa ny Zoma faha 21 Jolay 2023 maraina

Ireo ekipantsika ato amin'ny Radio RFA Feon'Andapa 94.6Mhz
16/07/2023

Ireo ekipantsika ato amin'ny Radio RFA Feon'Andapa 94.6Mhz

Efa ato zahay vognogno hiaraka amintsika amin'ity andro Dimanche misy atsika ty Bonne ecoute et bonne ambiance !Braindon...
16/07/2023

Efa ato zahay vognogno hiaraka amintsika amin'ity andro Dimanche misy atsika ty
Bonne ecoute et bonne ambiance !
Braindone Tsy Homan-dreriky no miaraka aminao zao

20/05/2023

Indro ny sary famantarana ny Lalaon'ny ny Nosy andiany faha 11 ho tanterahina eto Madagasikara izay hitondra ny teny faneva "๐‘ญ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’†๐’”๐’†๐’๐’‚ ๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’“๐’‚๐’Š๐’”๐’‚๐’-๐’Œ๐’Š๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’”๐’‚๐’Ž๐’Š๐’‰๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’‚ "

Mรฉtรฉo Madagasikara : Tsy mbola misy rivodoza mety hahakasika anโ€™i Madagasikara Tsy misy ny fanahiana momba ny rivodoza m...
13/01/2023

Mรฉtรฉo Madagasikara : Tsy mbola misy rivodoza mety hahakasika anโ€™i Madagasikara

Tsy misy ny fanahiana momba ny rivodoza mety hahakasika anโ€™i Madagasikara aminโ€™ity herinandro ity (09 โ€“ 15 Janoary 2023), na dia mety hisy fiforonana rivodoza aza ao aminโ€™ny ranomasimbe Indiana, hoy ry zareo ao aminโ€™ny sampana mpamantatra ny toetrโ€™andro na Mรฉtรฉo Madagasikara.

Na izany aza, dia tokony arahi-maso akaiky ny fivoaranโ€™ny rivodoza manodidina anโ€™i Madagasikara aminโ€™ny herinandro manaraka (16 โ€“ 22 Janoary 2023). Satria vinavinaina hitoetra ireo fepetra manome vahana ny fivoarana rivodoza manakaiky anโ€™i Madagasikara.

Ka noho izany, ahiana mafy ny hisianโ€™ny rivodoza mety hahakasika ny Distrikanโ€™i Vohรฉmar, Sambava, Antalaha, Maroantsetra, Toamasina, Vohibinany, Vatomandry, Antanambao Manampotsy, Mahanoro, Nosy Varika, Mananjary ary Manakara.

(Sary Sat24 19h45)

[Source: [email protected]
www.gasypatriote.com
Copyright ยฉ GasyPatriote]

02/12/2022

Sary ihany dia efa afaka hiteny hampita hafatra amintsika , samia mamisavisa sy mandray ny adidy tokony ho raisina

Send a message to learn more

01/12/2022

H'CANNI MIGHTY_FAHASAMBARANA

HOROSCOPE DU JOURanio alakamisy01 dรฉcembre 221 - BELIER : mahaiza mandamina sy mandefitra fa izany no hilaina ho any ani...
01/12/2022

HOROSCOPE DU JOUR
anio alakamisy
01 dรฉcembre 22

1 - BELIER :
mahaiza mandamina sy mandefitra fa izany no hilaina ho any anio
Loko manambina : Mainty
Vintana mifanambina : BALANCE
Isa mifanambina : 4

2 - TAUREAU :
aza kivy mitady sy miasa fa hoento ampifaliana foana ny zavatra atao
Loko manambina : Fotsy
Vintana mifanambina : LION
Isa mifanambina : 4

3 - GEMEAUX :
fadio ny mamerina ny teny efa nolazainao ka zavatra tsy mety fa ratsy
Loko manambina : Manga
Vintana mifanambina : VIERGE
Isa mifanambina : 9

4 - CANCER :
rehefa mba nanao ihany dia mba miala kely ka mba hovaovao
vokatra hafa indray
Loko manambina : Volondavenona
Vintana mifanambina : CAPRICORNE
Isa mifanambina : 6 4

5 - LION :
Aza mora milavo lefona izay lazain'ny olona anao fa izay mety ihany atao
Loko: Maitso
Vintana mifanambina : VIERGE
Isa mifanambina : 6 9

6 - VIERGE :
Tandremo fa ny farany sy valiny avy ny zavatra rehetra
Loko manambina : Volontany
Vintana mifanambina : VIERGE
Isa mifanambina : 4 1

7 - BALANCE :
fehezo ihany ny fihetsepo fa sao hanimba zavatra
Loko manambina : Manga
Vintana mifanambina : BALANCE
Isa mifanambina : 8 5

8 - SCORPION :
ratsy manapakevitra ianao tsy ho afaka fa mievera
Loko manambina : Fotsy
Vintana mifanambina : 2 - TAUREAU
Isa mifanambina : 9

9 - SAGITTAIRE :
Mandeha tsikelikely io fa aza mikasa ny hisambikina avy hatrany
Loko manambina : Volomboasary
Vintana mifanambina : BALANCE
Isa mifanambina : 3 4

10 - CAPRICORNE :
hampiasao ny sainao fa hanaonao ny momba izany
Loko manambina : Volontany
Vintana mifanambina : BALANCE
Isa mifanambina : 9

11 - VERSEAU :
aza manenjika bitro roa fa izay mety aloha atao
Loko manambina : Manga
Vintana mifanambina : VIERGE
Isa mifanambina : 9 1

12 - POISSONS :
rehefa milamina dia aleo hilamina fa aza korotanina intsony
Loko manambina : Manga
Vintana mifanambina : VERSEAU
Isa: 8

Andry Rajoelina : Miantso ny hanafainganana ny hamatsiana ny "adaptation" Nandray anjara tamin'ny hetsik'ireo mpitarika ...
09/11/2022

Andry Rajoelina : Miantso ny hanafainganana ny hamatsiana ny "adaptation"

Nandray anjara tamin'ny hetsik'ireo mpitarika mitondra ny lohahevitra "Accรฉlรฉrer l'adaptation en Afrique" ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina androany 8 novambra 2022, izay tafiditra ao anatinโ€™ny fihaonana an-tampony COP27, momba ny ady amin'ny fiovaovanโ€™ny toetrandro, any Sharm El Sheick, Ejipta.

Ity hetsika ity dia nokarakarain'ny Vondrona Afrikanina, sy ny Banky Afrikanina ho anโ€™ny Fampandrosoana (BAD), ary mikendry ny hampiseho ny fandraisan'andraikitra sy fiaraha-miasa iraisam-pirenena aminโ€™ny fanafainganana ireo fepetra momba ny "adaptation", na ireo fepetra fampifanarahana an'i Afrika manoloana ny fiovaovanโ€™ny toetrโ€™andro.

Nandritra ny anjara fitenenany no nanambaran'ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina fa ny firaisankina no tokony hitondra ny ady iombonana : dia i Afrika miarin-doha manoloana ny fiovaovanโ€™ny toetrโ€™andro.

Tompon'andraikitra amin'ny 3% ny "gaz ร  effet de serre" ny kaontinanta afrikanina, nefa izy no voalohany mizaka mivantana ny loza ateraky ny fiovaovan'ny ny toetrandro, hoy ny Filoha.

Tokony ho ivon'ny paikady aminโ€™ny ady aminโ€™ny fiovaovanโ€™ny toetrโ€™andro, hoy hatrany izy, ny hanafainganana ny hamatsiana ny "adaptation" araka ny fifanarahana tany Paris sy tany Glasgow.

Ho anโ€™i Madagasikara manokana, dia efa misy ireo tetikโ€™asa miahy ny tontolo iainana voarakitra ao anatin'ny PEM (Plan Emergence Madagascar). Anisan'izany ny fandaharanasa "clean cooking" izay hampihena ny fampiasana arina fandrehitra, eo ihany koa ny fampitomboana ny famokarana herinaratra amin'ny alalan'ny angovo madio sy azo havaozina, ny fizarana ireo "kits solaires" amin'ireo tokantrano manerana ny Nosy.

Ary mba hahafahan'ny Faritra Atsimo misitraka rano dia efa misy ihany koa ny tetikasa fitarihan-drano lehibe mirefy 97km.

(Sary nomena)

Source:
[[email protected]
www.gasypatriote.com
Copyright ยฉ GasyPatriote]

Niany ny fotoagnantsika eto amin'ny Radio Rfa Feon'Andapa FM 94.6Mhz! Amin'ny 1ora folakandro aorian'ny Annonce et Publi...
06/11/2022

Niany ny fotoagnantsika eto amin'ny Radio Rfa Feon'Andapa FM 94.6Mhz! Amin'ny 1ora folakandro aorian'ny Annonce et Publicite

Salama aby ee, hoan'ny vahoakany Andapa sy manodidina aza adino mitandrignesa Radio Feon'Andapa FM 94.6 Mhz Androany 13h tolakandro anarahanao tantara groupe voromahery avy aty Bealanana โค๏ธ๐Ÿ˜Š
Titre :Miseho tena mafoaka๐Ÿ“ป๐Ÿ™„
Teny Tsimihety ๐Ÿ˜Š

03/11/2022
TOAMASINA:Mpianaka hita faty nihidy tao an-trano tao Morarano parcelle 21/13, nahitana tsatok'antsy roa teo amin'ny firi...
31/10/2022

TOAMASINA:
Mpianaka hita faty nihidy tao an-trano tao Morarano parcelle 21/13, nahitana tsatok'antsy roa teo amin'ny firihifan'ilay Ramatoa 31 taona ary kapoka teo amin'ny lohany kosa ny an'ilay zanany lahy 12 taona no sady mifatotra tanana. Razana efa mamofona no henon'ny manodidina.

31/10/2022
31/10/2022

ATRIKASA NIFANAKALOZANA MOMBA NY FAMPIROBOROBOANA NY INDOSTRIA
Napetraky ny Minisitra Edgard Razafindravahy aminโ€™ny toerana mendrika azy ny Fiaraha-midinika eo aminโ€™ny Rafi-panjakana sy ny Sehatra tsy miankina (DPP)

Sady minisitra misahana ny fampiroboroboana ny indostria no mpandraharaha nandritra ny taona maro. Nipetraka ho elanelam-panahy teo aminโ€™ny Rafi-panjakana sy ny Sehatra tsy miankina ny Minisitra Edgard Razafindravahy taminโ€™ny Sabotsy 29 Oktobra 2022, nandritra ny Atrikasa fifanakalozana momba ny fampiroboroboana ny indostria. Io moa no andro faharoa taminโ€™ilay Fikaonandoham-pirenenโ€™ny fampiasam-bola hisandratanโ€™i Madagasikara (Forum national des investissements pour lโ€™รฉmergence de Madagascar) teny aminโ€™ny CCI Ivato.
ยซ Taona maro no nisianโ€™ny fiaraha-midinika teo aminโ€™ny Rafi-panjakana sy ny Sehatra tsy miankina. Izany no nahatonga ny MICC hitondra fanavaozana mba hanomezan-danja ny mpandraharaha malagasy sy ireo sehatrโ€™asa ara-toe-karena eto aminโ€™ny firenena. Aminโ€™ny alalanโ€™ny dinika an-databatra boribory iarahana aminโ€™ny vondronโ€™ny mpandraharaha eto Madagasikara no hamahana iireo olana sedrainโ€™ny Sehatra tsy miankina. Hisy ny fikaonan-doha momba ny fepetra mikasika ny hetra sy ny fahazoan-dalana hanondrana. Hanana tombony ny Sehatra tsy miankina aminโ€™ny fandraisana anjara aminโ€™ny famolavolana ny Lalร na momba ny fandaharana ara-taojava-baventy ยป, hoy ny Minisitra Edgard Razafindravahy nanoloana ireo mpandraharaha tao aminโ€™ny Efitrano Atrikasa 2.
Voaresaka taminโ€™izao Atrikasa izao moa ireo Tetikasa ara-indostrianโ€™ny MICC dia ny Taninketsa Indostrialy (ZPI), ny fametrahana ireo Saha indostrialy (Parcs industriels) sy ny Faritra isandratana ara-indostria (ZEI).
Nambaranโ€™ny Filohanโ€™ny Fivondronanโ€™ny Mpandraharaha Malagasy, nandritra ny fanehoan-keviny, fa vonona handray anjara aminโ€™ny fanatanterahana ireo Tetikasanโ€™ny minisitera ny Sehatra tsy miankina.

SARY NOMENA

Address

Beanana Avara-drano
Andapa
205

Telephone

+261326422031

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Feon'Andapa FM 94.6 Mhz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio Feon'Andapa FM 94.6 Mhz:

Videos

Share