Vaovao Maro Loko

Vaovao Maro Loko Fizaram-baovao maro loko

Tsy hay intsony izay lazainy
14/09/2023

Tsy hay intsony izay lazainy

13/09/2023
No Comment!!!
09/09/2023

No Comment!!!

09/09/2023

13 NY KANDIDA NEKEN'NY HCC ARY ISANY NY FILOHA AMPERINASA ANDRY RAJOELINA(Décision HCC n°11 -HCC/D3 du 9 semptembre 2023)

Hoy I Pactol.T AlisonNy vola laniny t@ propagande t@ 2018 dia 193 millions de dollars. Un record du monde par voix obten...
09/09/2023

Hoy I Pactol.T Alison

Ny vola laniny t@ propagande t@ 2018 dia 193 millions de dollars. Un record du monde par voix obtenus selon les journaux internationaux!

Un mandat de 5 ans

193 millions / 5 ans = 38 600 000 dollars par an

38 600 000 / 12 mois = 3 216 668 dollars par mois soit 70 milliards fmg par mois

Izany hoe raha mandray na mikarama 2 MILLIARDS Fmg isan’andro aza izy mandritra ny 5 taona tsy an-kiato dia mbola matiantoka.

Hoatrinina ny karaman’ny filoham-pirenena malagasy isam-bolana? Manodidina ny 100 millions fmg isam-bolana raha ny henoko farany. Izany hoe mbola mila mitady 69 milliards 900 millions fmg isam-bolana izy hamenoana ny banga!

Aiza zany no hamenoany ny banga? Anjaranao ny maminavina azy!

Marihina fa tsy volany ireo anaovany propagande ireo fa volan’ny mpiara-miombon’antoka aminy. Izay nifanarahan-dry zareo tany tsy haintsika vahoaka madinika.

Takiany ny transparence mikasika ny famatsiam-bola @ fampielezan-kevitra ho an’ny mpanohitra fa ny azy afeniny. Mlitari-bato vilam-bava!

Izy matiantoka tsy problème-ko! Ny Malagasy mitondra faisana mandritra ny 5 taona noho ny tsy fahaizany no raharaha! Ny harem-pirenena lany amidy any @ sisiny hanentsemana ny banga! Ny volamena mivoaka avy ao M/car mankany Dubai isan-kerinandro efa mampiteny ny moana!

Ny carburant an’i Bebe Krisy manginy fotsiny! Mipetraka arak’izany ny fanontaniana: Ny Mapar ve no vahaolana? Sa ny Mapar no olana?

Veloma mandrapihaona vetivety dia aza miverina intsony
09/09/2023

Veloma mandrapihaona vetivety dia aza miverina intsony

Zazalahy kely hita faty teny an-tanim-bary tao Miarinarivo.                       🔴 Tovolahy kely iray efa maty no hitan...
08/09/2023

Zazalahy kely hita faty teny an-tanim-bary tao Miarinarivo. 🔴 Tovolahy kely iray efa maty no hitan'ny olona niaraka tamin'ny bisikleta teny an-tanim-bary tao Andohavary Miarinarivo araka ny vaovao azo.
🔴Efa tonga eny an-toerana moa ny zandary sy ny mpitsabo hanao ny fanadihadiana.
Efa maro ny olona nahita ity tovolahy kely ity fa tsy nisy nahafantara azy izy ireo.
©️Andry Ram

Resin-tsika la Frantsa tamin'ny fananganana sekoly.. Nilaza ny filoha mamim-bahoaka fa miisa  209.000 eo ireo sekolim-pa...
08/09/2023

Resin-tsika la Frantsa tamin'ny fananganana sekoly..
Nilaza ny filoha mamim-bahoaka fa miisa 209.000 eo ireo sekolim-panjakana vita tao anaty 04 taona sy valo volana nitondrany izay , izany hoe raha ny atao ny kajy dia 1756 isaky ny distrika eo izany ny sekoly vita , izany hoe 123 isaky ny kaominina .

Manodidina 50000 eo kosa ny ao Frantsa, izay noharantsika lavitra izy mitaha an'ireo sekoly vaovao vita ireo

Merci kosa e✌️✌️

Betsy...
07/09/2023

Betsy...

No.Comment!!!
07/09/2023

No.Comment!!!

Mamiii eryyy... Fa tsy mampandroso...
07/09/2023

Mamiii eryyy... Fa tsy mampandroso...

📢Hanao fanambarana goavana amintsika ny Filohan'ny Repoblika Andry RAJOELINA anio faha 06 septambra amin'ny 3ora tolakan...
06/09/2023

📢Hanao fanambarana goavana amintsika ny Filohan'ny Repoblika Andry RAJOELINA anio faha 06 septambra amin'ny 3ora tolakandro , arahainao mivantana ao amin'ny tv viva izany.📺

Sce : Viva Fianarantsoa

Ny paoziko mahita ny mpanohitra miady hevitra hoe gasy za sa vazaha
04/09/2023

Ny paoziko mahita ny mpanohitra miady hevitra hoe gasy za sa vazaha

𝐅𝐢𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 𝐦𝐢𝐳𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨 𝐧𝐨 𝐧𝐢𝐡𝐚𝐧𝐭𝐨𝐧𝐚  𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐚𝐬𝐚𝐫𝐲 fokontany Tsinjony, kaominina...
04/09/2023

𝐅𝐢𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 𝐦𝐢𝐳𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨 𝐧𝐨 𝐧𝐢𝐡𝐚𝐧𝐭𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐚𝐬𝐚𝐫𝐲 fokontany Tsinjony, kaominina Behenjy, Distrikan'Ambatolampy androany maraina tamin'ny 07h 30min. 🔴Tsy fantatra mazava izay antony nahatonga ny fihantonan'ity fiara ity teo amin'io tetezana io fa niteraka fitohanana tao an-toerana izany

Kolo

Bus Akantso iray no nivadika tetsy Tsiadana io maraina io. Raha ny fantatra dia nandeha mafy ity fiara tra-doza ity ka n...
04/09/2023

Bus Akantso iray no nivadika tetsy Tsiadana io maraina io. Raha ny fantatra dia nandeha mafy ity fiara tra-doza ity ka nidona tamin'ny sisin-dalana ka avy hatrany dia nivadika..

🗣🎤Mr Sayda: Na nisampana aza ny lalana ka tsy ahita anao intsony aho...😌Dia nitsinjaka Ramatoa Minisitry ny Serasera sy ...
04/09/2023

🗣🎤Mr Sayda: Na nisampana aza ny lalana ka tsy ahita anao intsony aho...😌

Dia nitsinjaka Ramatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina🤗🤣❤

Mora amidy nama ny gasy a!!!
02/09/2023

Mora amidy nama ny gasy a!!!

« Ankoatra ny baolina kitra dia nanao karaté ihany koa ny tenako ary Bruce Lee no isan’ny idôle-ko » hoy ny Filoha Andry...
30/08/2023

« Ankoatra ny baolina kitra dia nanao karaté ihany koa ny tenako ary Bruce Lee no isan’ny idôle-ko » hoy ny Filoha Andry Rajoelina. Io mihitsy no fiantson’ny olona ahy rehefa miakatra ambony ringa amin’ny , hoy hatrany izany.
Isan’ireo naranty ao amin’ny Mozea ACMIL Antsirabe moa ity sarin’i Bruce Lee.

Ny zava-dehibe dia ny fisolelahana
27/08/2023

Ny zava-dehibe dia ny fisolelahana

TERAKA VAVY KELY androany maraina tokony tamin'ny 1h30 I SASOA KELY na Victoria (ilay zaza 12 taona izay NAOLAN'NY RAIKE...
27/08/2023

TERAKA VAVY KELY androany maraina tokony tamin'ny 1h30 I SASOA KELY na Victoria (ilay zaza 12 taona izay NAOLAN'NY RAIKELINY tany Vatomandry). Voatery nodidiana moa ity zazavavy kely ity ka isaorana ny dokotera ao @ hôpital be ny Toamasina nananteraka ny fandidiana

✍️📷Lamas Victorien

❌Za io tsy miteny io anie tsy mipetra- potsiny e!!! ‼️Jereo daholo ny caméra fa nisy rangahy nitondra baffle toy ny namp...
26/08/2023

❌Za io tsy miteny io anie tsy mipetra- potsiny e!!!

‼️Jereo daholo ny caméra fa nisy rangahy nitondra baffle toy ny nampiasain'ny mpianatra ireny...
Nitaona olona hanaraka azy fa hoe izy no hampiditra... Sy nilaza fa misy bracelet zaraina...
Dia lasa nirohotra nankany am'lay hoe bracelet ny olona... Dia avy eo ireny...faty sy ratra nirarakompana... no nitranga...

📍Ny olana re ihany koa dia hoe tsy navela niaraka nosokafana ny vavahady rehetra fa nalefa tsikelikely... Ny olona anefa dia nilahatra tsara tamim- pilaminana...

‼️Rehefa nanontaniana ny mpitandro filaminana dia nilaza fa tsy nisy resaka fizarana bracelet izany ny fampidirana tao, nandritra ny fivoriana niarahan'izy ireo hatrany am- boalohany...
Fa nahagaga hoe nisy resaka tampoka hoe zaraina bracelet indray...
Ny olona anefa nilahatra nilamina tsara nataon'ny mpitandro filaminana laharan- droa lahy sy vavy...
Fa ireo olona milaza azy mitondra baiko avy amin'ny prezidansa angaha no nanely io resaka bracelet io ka nampikorontana olona...

👉Ny COJI no andrasana hitondra fanazavana amin'ity resaka ity...
🔸Iza no nampiandraiketina ny famahana sy ny fanakatonana ny vavahady???
🔸Iza no namorona tampoka an'ilay bracelet dia iza no nampiandraiketina azy???

Source : PousPoussy BesttPoussy Best

Isan'ny namoy ainy vokatry ny fifanosehana tetsy Mahamasina ihany koa izy mirahavavy ireto. Raha ny fantatra dia telo mi...
26/08/2023

Isan'ny namoy ainy vokatry ny fifanosehana tetsy Mahamasina ihany koa izy mirahavavy ireto. Raha ny fantatra dia telo mianadahy izy ireo no niaraka fa ny anadahiny no naratra.

Mirary fionona feno hoan'ny fianakaviany

Accident RN42 Fianarantsoa ho any Soatanana Isandra ! OLONA 5 no maty, maro ny naratra 😥😭😭Mirary fiononana Feno ho an Fi...
19/08/2023

Accident RN42
Fianarantsoa ho any Soatanana Isandra !
OLONA 5 no maty, maro ny naratra 😥😭😭
Mirary fiononana Feno ho an Fianakavian'ny Mana manjo😪 !

Nesorina tsy ho Talen'ny Kabinetran'ny Fiadidiana ny Repoblika intsony i Romy Andrianarisoa raha ny fanambarana navoakan...
14/08/2023

Nesorina tsy ho Talen'ny Kabinetran'ny Fiadidiana ny Repoblika intsony i Romy Andrianarisoa raha ny fanambarana navoakan’ny Fiadidiana ny Repoblika.

Nanamafy ny Fiadidiana ny Repoblika fa tsy ny fitondram-panjakana no nandefa azy tany Londres ary tsy nahalala izay anton-diany ny fiadidiana ny Repoblika.

Raharaha Andrianarisoa Romy▶️Manoloana ny raharaha mahakasika ny talen'ny kabinetran'ny fiadidiana ny Repoblika, Andrian...
14/08/2023

Raharaha Andrianarisoa Romy

▶️Manoloana ny raharaha mahakasika ny talen'ny kabinetran'ny fiadidiana ny Repoblika, Andrianarisoa Romy, izay miparitaka amin'ny tambajotran-tserasera dia fantatra fa hisy ny "filazana an-gazety" (communiqué de presse) ho ataon'ny avy eo amin'ny fiadidiana ny Repoblika anio.

❕🕊️Olona iray no maty tsy tra-drano ary 4 hafa naratra mafy vokatry ny filatsahana starex iray tany amin'ny port Ambariv...
14/08/2023

❕🕊️Olona iray no maty tsy tra-drano ary 4 hafa naratra mafy vokatry ny filatsahana starex iray tany amin'ny port Ambarivato Nosy Be omaly maraimbe.

(📸Bebel Betombo)

🔥⚠️Nosamborin’ny NCA (National Crime Agency) tany Londres ny alakamisy teo ny Talen’ny Kabinetra an’ny fiadidiana ny rep...
14/08/2023

🔥⚠️Nosamborin’ny NCA (National Crime Agency) tany Londres ny alakamisy teo ny Talen’ny Kabinetra an’ny fiadidiana ny repoblika an’i Madagasikara, Romy Andrianarisoa sy vahiny mpiara-miasa akaiky aminy iray antsoina hoe Philippe Tabuteau.
Araka ny vaovao nivoaka dia voarohirohy noho ny resaka kolikoly saika atao tamin’ny orinasa iray mpitrandraka vatosoa antsoina hoe GEMFIELDS izy ireo.
Saika hakan’izy ireo vola mitentina 225.000 Livres Sterling (na 1.300.000.000 AR) ity orinasa ity, miampy petra-bola 5% amin’izay tetikasa rehetra izay hoatao eto Madagasikara.
Ny 8 Septambra hoavy izao no hoenoina ao amin'ny fitsarana Southwark Crown Court izy ireo, ary mety ho amendes na ihany koa mety ho figadrana an-trano maizina mandritra ny 10 taona no sazy miandry azy ireo amin'ny heloka hiampangana azy ireo.

Loharano: Financial Times
📷: Emi News

Nisy naka ankeriny (piraté) ihany koa ny pejy Météo Madagascar..
12/08/2023

Nisy naka ankeriny (piraté) ihany koa ny pejy Météo Madagascar..

Tovolahy 2, 16 taona sy 21 taona, no tsy hita hatramin'izao rehefa nilomano teo akaikin'ny bord filaos ao  . Tanora samy...
11/08/2023

Tovolahy 2, 16 taona sy 21 taona, no tsy hita hatramin'izao rehefa nilomano teo akaikin'ny bord filaos ao .

Tanora samy monina any an-toerana izy 2 lahy ireto. Efa tonga eny ny mpamonjy voina hanampy amin'ny fitadiavana, toy izany koa i Lalaina zanadrano.

Loharano : Mickaelys Ndiamahazo

MahajangaTovovavy kely 16taona niharan'ny filan-dratsin' ny lehilahy iray misy trombaNipetraka t@ fianakaviany ity zazav...
11/08/2023

Mahajanga
Tovovavy kely 16taona niharan'ny filan-dratsin' ny lehilahy iray misy tromba

Nipetraka t@ fianakaviany ity zazavavy ity noho ny olana nisy teo amin'ny ray aman-dreniny. Saika nalefan'ity olona nitaiza azy ity hanao vacances amin’ny fianakaviany ilay zazavavy saingy nilaza ity lehilahy ity fa tsy mahazo mody izy fa efa misy lehilahy homen'ny dadany azy ho vady any. Nofitahiny ilay zazavavy fa misy fanafody homeny azy mba hiarovana azy kanjo naolany ilay zazavavy.
👉Nitory avy hatrany ilay olona nitaiza ilay zazavavy vao nahare izany.
Andrasana ny tohiny

Fernand cello

Tsy toy ilay notokanana androany anie le sary tamin'ny maquette e?!!.
10/08/2023

Tsy toy ilay notokanana androany anie le sary tamin'ny maquette e?!!.

SAG / FANAFIHANA MITAM-PIADIANA ETO AN-DRENIVOHITRA :  JIOLAHY  MITAM-BASY MIISA 03 LAVON'NY POLISY   TETSY ANOSIPATRANA...
10/08/2023

SAG / FANAFIHANA MITAM-PIADIANA ETO AN-DRENIVOHITRA : JIOLAHY MITAM-BASY MIISA 03 LAVON'NY POLISY TETSY ANOSIPATRANA

🕙 Tokony tamin'ny 10 ora maraina teo no nisy ny fifandonana teo amin'ireo Polisy avy ao amin'ny SAG sy ireo jiolahy mitondra basy poleta .

✅️ Raha ny fantatra dia an-dalana hanafika mpamongady iray tsy lavitra teo izy ireo. Vao naheno ny angom-baovao ny Polisy dia nidina ifotony ary nifanena tamin'ireto jiolahy .

👮‍♂️ Vokany , lavo tamin'izany ireto olon-dratsy miisa 03 rehefa namaly sy tsy nanaiky hitolo-batana. Mbola hita teny amin'izy ireo ihany koa ny basy izay nampiasainy nandritran'ny fifandomana

10/08/2023

LASA 2000AR IHANY KOA NY AKAMA 7JRS NY ORANGE

10/08/2023

Niverina indray ny delestazy!!!

Hafakely Navondrona tao anaty fiaramanidina iray avokoa ny mpampianatra tao amin'ny oniversite iray tao Afrika..  Tampok...
10/08/2023

Hafakely

Navondrona tao anaty fiaramanidina iray avokoa ny mpampianatra tao amin'ny oniversite iray tao Afrika..

Tampoka teo, nisy antso fanairana fa hiainga hanidina ilay fiaramanidina, ary nampilaza fa namboarin'ireo mpianatra informatika, fizika, simia tao amin'ilay oniversite ihany ilay fiaramanidina.

Nikoropaka niala tao anatin'ilay fiaramanidina daholo ny mpampianatra sasany vantany vao naheno izany afatsy ramose iray ihany sisa no ninjanona tao.

Rehefa nanontanian'ilay hôtesse ny antony tsy nialany ity farany dia nilaza fa mahatoky ireo mpianatro aho hoy izy, ary raha tena izy ireo tokoa nanao ity fiaramanidina ity dia azoko antoka fa tsy hanidina izany ity.

FENERIVE - EST : ADY LOVA NAHAVOAZANA TSINDRON'ANTSY😭Ramatoa lehibe iray 61 taona no notsindromin'ny anadahiny antsy ny ...
09/08/2023

FENERIVE - EST : ADY LOVA NAHAVOAZANA TSINDRON'ANTSY

😭Ramatoa lehibe iray 61 taona no notsindromin'ny anadahiny antsy ny lohany, handriny ary ny tanany ny 19 Jolay teo tany Fenerive-Est rehefa vokatry ny tsy faneken'ilay anadahiny ny hambolena vary tamin'ny tany lovan'izy ireo. Nibaby ny zafikeliny ity ramatoa lehibe ity tamin'izany saingy tsy naninona ilay zafiny fa izy kosa naratra mafy ary mbola manaraka fitsaboana hatramin'izao.

Pole urbain ao Ambotomena Fianarantsoa. Hanova hendrika an'i Fianarantsoa mba tsy ho tanàna maty intsony hoy Andry Rajoe...
09/08/2023

Pole urbain ao Ambotomena Fianarantsoa. Hanova hendrika an'i Fianarantsoa mba tsy ho tanàna maty intsony hoy Andry Rajoelina ny taona 2021.

Mba efa vita ve?!!!

‼️𝗧𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗲𝗼 𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗻𝘁𝘀𝗶𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺𝗮𝗻𝗮 “𝗿𝗼̂𝗿𝗼̂” 𝗶𝘇𝘆 𝟳 𝗺𝗶𝗮𝗻𝗮𝗱𝗮𝗵𝘆.Olona miisa 7 no tratran’ny polisy teo am-pidorohana “rôrô” teny...
09/08/2023

‼️𝗧𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗲𝗼 𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗻𝘁𝘀𝗶𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺𝗮𝗻𝗮 “𝗿𝗼̂𝗿𝗼̂” 𝗶𝘇𝘆 𝟳 𝗺𝗶𝗮𝗻𝗮𝗱𝗮𝗵𝘆.

Olona miisa 7 no tratran’ny polisy teo am-pidorohana “rôrô” teny Andranomena tamin’ny alatsinainy 7 aogositra lasa teo tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany hariva. Raha ny fantatra dia 22 taona hatramin’ny 48 taona izy ireo, ary tovovavy ny iray.

Fako mivangongo etsy sy eroa. Omeo 10 andro aho hoy Mr Le Maire (chasse-info)
08/08/2023

Fako mivangongo etsy sy eroa.

Omeo 10 andro aho hoy Mr Le Maire

(chasse-info)

Sambava:Tovolahy iray tratra nanao Bouche à Bouche amina bakaran-doha tao amin'ny Fasana Ambahavala.Androany tokony tami...
08/08/2023

Sambava:Tovolahy iray tratra nanao Bouche à Bouche amina bakaran-doha tao amin'ny Fasana Ambahavala.

Androany tokony tamin'ny 07 Ora maraina teo, tovolahy nanao kilaola ary nanimba hazo-vato 3 nakany bakaran-daoha tao agnatiny tranon-drazana

Nanazava ity tovolahy ity fa nohon'ny olana angomana sy fifohana jamala no nahatonga zaho lasa adala hoy izy ary nalainy ny bakaran-doha iray nahantony teo ampidirana ao am-pasana.



TV Presse SAMBAVA/

Address

Antananarivo
Analamanga
101

Telephone

+261342300023

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao Maro Loko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Analamanga media companies

Show All