Ino Vaovao Alaotra Mangoro

Ino Vaovao Alaotra Mangoro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ino Vaovao Alaotra Mangoro, Rn3 A, Amparafaravola.

04/03/2024
Paulette kosa e 🙄🙄
17/09/2023

Paulette kosa e 🙄🙄

🔴ANTSIRANANA: TRATRA IREO MPISOLOKY MIANTSO AMIN'NY FINDAY MANAO FEO  KALANORO Voasambotry polisy tao Antsiranana ireo 3...
23/05/2023

🔴ANTSIRANANA: TRATRA IREO MPISOLOKY MIANTSO AMIN'NY FINDAY MANAO FEO KALANORO

Voasambotry polisy tao Antsiranana ireo 3 lahy misoloky ho dadibe sy manao feo Kalanoro ka nahiditra amponja vonjimaika.
Fitahan'izy ireo ny olona raha te hanankarena ka manao feo Kalanoro izy ireo ary resy lahatra ny olona fa tena feo Kalanoro tokoa, ity farany no miteny hoe manatitra volamena, volafotsy, vola na finday any amin'ny Nosy Lonjo (toerana fijoroana) na aterina eny Mitabe (kianja filalaovana baolina).

Maro ireo voasoloky ka efa nanatitra ireo zavatra nangatahany rehetra kanefa tsy nety nanankarena fa vao maika very vola sy fananana.

Tsara lac Alaotra   Alaotra   Éli RANDRIANAHARINTSOA
01/09/2022

Tsara lac Alaotra
Alaotra
Éli RANDRIANAHARINTSOA

©️Eli Randrianaharintsoa
23/03/2022

©️Eli Randrianaharintsoa

Fody vavy ©️ Eli Randrianaharintsoa
21/03/2022

Fody vavy

©️ Eli Randrianaharintsoa

Fody lahy mena ©️ Eli Randrianaharintsoa
21/03/2022

Fody lahy mena

©️ Eli Randrianaharintsoa

Address

Rn3 A
Amparafaravola
504

Telephone

0337871997

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ino Vaovao Alaotra Mangoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ino Vaovao Alaotra Mangoro:

Share


Other Amparafaravola media companies

Show All