Bitsika Fanahy Ofisialy

Bitsika Fanahy Ofisialy Eto @ pejy, UP TV ary ao amin'ny Radio 100.2FM, no anarahanao mivantana ny fandaharana.

Tsy lany hamamiana  ny  Literatiora Malagasy !โœจ๐Ÿ‘Hiompana amin'ny " SLAM " indray ny fandaharana.Tovolahy  antsoina hoe R...
23/11/2023

Tsy lany hamamiana ny Literatiora Malagasy !โœจ๐Ÿ‘
Hiompana amin'ny " SLAM " indray ny fandaharana.
Tovolahy antsoina hoe RINDRA FANIRY indray no hivahiny ato aminโ€™ny fandaharana BITSIKA FANAHY anio Alakamisy 23 Novambra 2023 . Amin'ny 07 ora hariva ao amin'ny radio plus 100.2 fm ๐Ÿ“ปsy amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina ao amin'ny UP TV๐Ÿ“บ (Startimes Chaines 769 & 111) , ๐ŸŒฟazonao arahina ihany koa eto amin'ny Kaonty sy Pejy Bitsika Fanahy ofisialy izany!
Aza adinoina ny manaraka ny Pejy Bitsika Fanahy Ofisialy๐Ÿฅฐ

10/08/2023

Bitsika Fanahy anio Alakamisy 10 Aogositra 2023 ๐ŸŽฌ๐Ÿ“บ๐Ÿ“ ๐Ÿ“ฝ
Mpanolotra: Rindra RAJAOFERA
Vahiny: Ras Miantsa

Tsara hatrany ny  Literatiora Malagasy !โœจ๐Ÿ‘Tovolahy  antsoina hoe NALA TIANA  indray no hivahiny ato aminโ€™ny fandaharana ...
02/08/2023

Tsara hatrany ny Literatiora Malagasy !โœจ๐Ÿ‘
Tovolahy antsoina hoe NALA TIANA indray no hivahiny ato aminโ€™ny fandaharana BITSIKA FANAHY anio Alakamisy 03 Aogositra 2023 .
Hanasana anao ny hanaraka izany amin'ny 07 ora hariva (latsaka dimy) ao amin'ny radio plus 100.2 fm ๐Ÿ“ปsy amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina ao amin'ny UP TV๐Ÿ“บ (Startimes Chaines 769 & 111) , azonao arahina ihany koa eto amin'ny Kaonty sy Pejy Bitsika Fanahy ofisialy izany!
Aza adinoina ny manaraka ny Pejy Bitsika Fanahy Ofisialy๐Ÿฅฐ

B๐’Š๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’‰๐’šโœจLehilahy  misehatra amin'ny tontolon'ny literatiora Malagasy  antsoina hoe : "VARIKA NYAROVANA" no hiants...
27/07/2023

B๐’Š๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’‰๐’šโœจ
Lehilahy misehatra amin'ny tontolon'ny literatiora Malagasy antsoina hoe : "VARIKA NYAROVANA" no hiantsa sy hivahiny anaty fandaharana ๐‘ฉ๐’Š๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’‰๐’š anio Alakamisy 27 Jolay 2023 , ao amin'ny๐Ÿ“ป ๐š›๐šŠ๐š๐š’๐š˜ ๐š™๐š•๐šž๐šœ ๐Ÿท๐Ÿถ๐Ÿถ.๐Ÿธ ๐™ต๐š– amin'ny ๐Ÿ•ฐ07 ora hariva sy eto amin'ny ๐Ÿ–ฅ๐”๐ ๐“๐• ๐Ÿ“บ (๐š‚๐š๐šŠ๐š›๐š๐š’๐š–๐šŽ๐šœ ๐™ฒ๐š‘๐šŠ๐š’๐š—๐šŽ ๐Ÿฝ๐Ÿผ๐Ÿฟ & ๐Ÿท๐Ÿท๐Ÿท) amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina. ary hivantana eto amin'ny ๐š๐šŠ๐šŒ๐šŽ๐š‹๐š˜๐š˜๐š” ๐˜ฃ๐˜ช๐˜ต๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฉ๐˜บ ๐˜ฐ๐˜ง๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ข๐˜ญ๐˜บ izany amin'ny 08 ora latsaka fahefany alinaโฐ.
Mihainoa finaritra tompoko๐Ÿ‘๐ŸŒˆ๐ŸŒณ
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime๐Ÿ‘ ary mi s'abonner ny pejy ๐‘ฉ๐’Š๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’‰๐’š ๐‘ถ๐’‡๐’Š๐’”๐’Š๐’‚๐’๐’š๐Ÿซถ

Araho sy Ankafizo ny Bitsika Fanahy โœจLehilahy  misehatra amin'ny tontolon'ny literatiora Malagasy  Antsoina hoe ๐—›๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ก๐—ผ๐—ณ...
20/07/2023

Araho sy Ankafizo ny Bitsika Fanahy โœจ
Lehilahy misehatra amin'ny tontolon'ny literatiora Malagasy Antsoina hoe ๐—›๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ก๐—ผ๐—ณ๐˜† no hiantsa sy hivahiny anaty fandaharana ๐‘ฉ๐’Š๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’‰๐’š anio Alakamisy 20 Jolay 2023 , ao amin'ny๐Ÿ“ป ๐š›๐šŠ๐š๐š’๐š˜ ๐š™๐š•๐šž๐šœ ๐Ÿท๐Ÿถ๐Ÿถ.๐Ÿธ ๐™ต๐š– amin'ny ๐Ÿ•ฐ07 ora hariva sy eto amin'ny ๐Ÿ–ฅ๐”๐ ๐“๐• ๐Ÿ“บ (๐š‚๐š๐šŠ๐š›๐š๐š’๐š–๐šŽ๐šœ ๐™ฒ๐š‘๐šŠ๐š’๐š—๐šŽ ๐Ÿฝ๐Ÿผ๐Ÿฟ & ๐Ÿท๐Ÿท๐Ÿท) amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina. ary hivantana eto amin'ny ๐š๐šŠ๐šŒ๐šŽ๐š‹๐š˜๐š˜๐š” ๐˜ฃ๐˜ช๐˜ต๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฉ๐˜บ ๐˜ฐ๐˜ง๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ข๐˜ญ๐˜บ izany amin'ny 08 ora latsaka fahefany alinaโฐ.Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime๐Ÿ‘ ary mi s'abonner ny pejy ๐‘ฉ๐’Š๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’‰๐’š ๐‘ถ๐’‡๐’Š๐’”๐’Š๐’‚๐’๐’š๐Ÿซถ

Bitsika FanahyโœจTovolahy  misehatra amin'ny tontolon'ny literatiora Malagasy  Antsoina hoe Rantsana Sisa no hiantsa sy   ...
13/07/2023

Bitsika Fanahyโœจ
Tovolahy misehatra amin'ny tontolon'ny literatiora Malagasy Antsoina hoe Rantsana Sisa no hiantsa sy hivahiny anaty fandaharana Bitsika Fanahy anio Alakamisy 13 Jolay 2023 , ao amin'ny๐Ÿ“ป radio plus 100.2 Fm amin'ny ๐Ÿ•ฐ07 ora hariva sy ao amin'ny UP TV๐Ÿ“บ (Startimes Chaine 769 & 111) amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina. ary hivantana eto amin'ny facebook bitsika fanahy ofisialy izany amin'ny 08 ora latsaka fahefany alinaโฐ.
Mihainoa finaritra tompoko๐Ÿ‘๐ŸŒˆ๐ŸŒณ
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime๐Ÿ‘ ary mi s'abonner ny pejy Bitsika Fanahy Ofisialy๐Ÿซถ

Miarahaba eh๐ŸฅฐOlon'ny kanto  misehatra amin'ny tontolon'ny literatiora Malagasy  Antsoina hoe Aika Vinetso no hiantsa sy ...
06/07/2023

Miarahaba eh๐Ÿฅฐ
Olon'ny kanto misehatra amin'ny tontolon'ny literatiora Malagasy Antsoina hoe Aika Vinetso no hiantsa sy hivahiny anaty fandaharana Bitsika Fanahy anio Alakamisy 06 Jolay ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฏ , ao amin'ny ๐Ÿ“ป ๐ซ๐š๐๐ข๐จ ๐ฉ๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐Ÿญ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๏ฝก๐Ÿฎ Fm amin'ny ๐Ÿ•ฐ๐Ÿถ๐Ÿฝ ๐š˜๐š›๐šŠ ๐š‘๐šŠ๐š›๐š’๐šŸ๐šŠ sy ao amin'ny ๐Ÿ“บ ๐—จ๐—ฃ ๐—ง๐—ฉ (Startimes Chaine ๐Ÿฝ๐Ÿผ๐Ÿฟ & ๐Ÿท๐Ÿท๐Ÿท) amin'ny ๐Ÿถ๐Ÿพ ๐š˜๐š›๐šŠ ๐š•๐šŠ๐š๐šœ๐šŠ๐š”๐šŠ ๐š๐šŠ๐š‘๐šŽ๐š๐šŠ๐š—๐šข ๐šŠ๐š•๐š’๐š—๐šŠ. ary hivantana eto amin'ny facebook bitsika fanahy izany amin'ny ๐Ÿถ๐Ÿพ ๐š˜๐š›๐šŠ ๐š•๐šŠ๐š๐šœ๐šŠ๐š”๐šŠ ๐š๐šŠ๐š‘๐šŽ๐š๐šŠ๐š—๐šข ๐šŠ๐š•๐š’๐š—๐šŠโฐ.
Mihainoa finaritra tompoko๐Ÿ‘๐ŸŒˆ๐ŸŒณ
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime๐Ÿ‘ ary mi s'abonner ny pejy ๐‘ฉ๐’Š๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’‰๐’š ๐‘ถ๐’‡๐’Š๐’”๐’Š๐’‚๐’๐’š๐Ÿซถ

Tsy Lany hamamiana  ny Literatiora Malagasy !โœจVehivavy Malagasy niara-niasa tamin'ny Rado (Mpanoratra) na i Goerges Andr...
29/06/2023

Tsy Lany hamamiana ny Literatiora Malagasy !โœจ
Vehivavy Malagasy niara-niasa tamin'ny Rado (Mpanoratra) na i Goerges Andriamanantena antsoina hoe VOARAH ๐Ÿ‘ฉ no hivahiny ato aminโ€™ny fandaharana BITSIKA FANAHY aminโ€™ity Alakamisy 29 JONA 2023 ity . Amin'ny 07 ora hariva ao amin'ny radio plus 100.2 fm sy amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina ao amin'ny UP TV (Startimes Chaines 769 & 111) , azonao arahina ihany koa ao amin'ny Kaonty sy Pejy Bitsika Fanahy ofisialy izany!
Manaraha finaritra tompoko!๐Ÿ‘

Miara-mientana isika mampandroso ny Literatiora Malagasy !โœจVehivavy Malagasy  fanta-daza amin'ny filalaovana tantara an'...
22/06/2023

Miara-mientana isika mampandroso ny Literatiora Malagasy !โœจ
Vehivavy Malagasy fanta-daza amin'ny filalaovana tantara an'onjampeo , nefa koa misehatra amin'ny Literatiora Malagasy antsoina hoe NIRAVO no hivahiny ato aminโ€™ny fandaharana BITSIKA FANAHY aminโ€™ity Alakamisy 22 Jona 2023 ity . Hanasana anao ny hanaraka izany amin'ny 07 ora hariva ao amin'ny radio plus 100.2 fm sy amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina ao amin'ny UP TV (Startimes Chaines 769 & 111) , azonao arahina ihany koa eto amin'ny Kaonty sy Pejy Bitsika Fanahy ofisialy izany.
Aza adinoina ny mitsidika ny pejy Bitsika Fanahy ofisialy!
Manaraha finaritra tompoko

Ny kanto sy ny tsara hatrany no atolotra ho antsika  Tovolahy antsoina hoe Rolly Casimir no hivahiny ao aminโ€™ny  Fandaha...
15/06/2023

Ny kanto sy ny tsara hatrany no atolotra ho antsika
Tovolahy antsoina hoe Rolly Casimir no hivahiny ao aminโ€™ny Fandaharana BITSIKA FANAHY aminโ€™ity anio alakamisy 15 Jona 2023 ity . Amin'ny 07 ora hariva ao amin'ny radio plus 100.2 fm sy amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina ao amin'ny UP TV (Startimes Chaines 769 & 111) , Ary handeha ao amin'ny Kaonty sy Pejy Bitsika Fanahy รดfisialy izany!
Aza adinoina ny mitsidika ny pejy Bitsika Fanahy รดfisialy!
Manaraha finaritra tompoko

09/06/2023

Bitsika Fanahy 09 Jona 2023
Niarahana tamin'i Mi-Aina Fenosoatoavina

Manandratra hatrany ny Literatiora Malagasy isika  !โœจ๐Ÿ‘Tanora antsoina hoe Mi-Aina Fenosoatoavina indray no hivahiny ato ...
08/06/2023

Manandratra hatrany ny Literatiora Malagasy isika !โœจ๐Ÿ‘
Tanora antsoina hoe Mi-Aina Fenosoatoavina indray no hivahiny ato aminโ€™ny fandaharana BITSIKA FANAHY anio Alakamisy 08 Jona 2023 .
Hanasana anao ny hanaraka izany amin'ny 07 ora hariva ao amin'ny radio plus 100.2 fm ๐Ÿ“ปsy amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina ao amin'ny UP TV๐Ÿ“บ (Startimes Chaines 769 & 111) , azonao arahina ihany koa eto amin'ny Kaonty sy Pejy Bitsika Fanahy ofisialy izany! Aza adinoina ny manaraka ny Pejy Bitsika Fanahy Ofisialy
Manaraha finaritra ee!๐Ÿ™‹โ€โ™‚๏ธ

Miarahaba eh๐ŸฅฐOlon'ny kanto  misehatra amin'ny tontolon'ny literatiora Malagasy  Antsoina hoe ๐Œ๐€๐‡๐„๐…๐€ no hiantsa sy  hivah...
25/05/2023

Miarahaba eh๐Ÿฅฐ
Olon'ny kanto misehatra amin'ny tontolon'ny literatiora Malagasy Antsoina hoe ๐Œ๐€๐‡๐„๐…๐€ no hiantsa sy hivahiny anaty fandaharana Bitsika Fanahy anio Alakamisy ๐Ÿฎ๐Ÿฑ ๐— ๐—ฎ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฏ , ao amin'ny ๐Ÿ“ป ๐ซ๐š๐๐ข๐จ ๐ฉ๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐Ÿญ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๏ฝก๐Ÿฎ Fm amin'ny ๐Ÿ•ฐ๐Ÿถ๐Ÿฝ ๐š˜๐š›๐šŠ ๐š‘๐šŠ๐š›๐š’๐šŸ๐šŠ sy ao amin'ny ๐Ÿ“บ ๐—จ๐—ฃ ๐—ง๐—ฉ (Startimes Chaine ๐Ÿฝ๐Ÿผ๐Ÿฟ & ๐Ÿท๐Ÿท๐Ÿท) amin'ny ๐Ÿถ๐Ÿพ ๐š˜๐š›๐šŠ ๐š•๐šŠ๐š๐šœ๐šŠ๐š”๐šŠ ๐š๐šŠ๐š‘๐šŽ๐š๐šŠ๐š—๐šข ๐šŠ๐š•๐š’๐š—๐šŠ. ary hivantana eto amin'ny facebook bitsika fanahy izany amin'ny ๐Ÿถ๐Ÿพ ๐š˜๐š›๐šŠ ๐š•๐šŠ๐š๐šœ๐šŠ๐š”๐šŠ ๐š๐šŠ๐š‘๐šŽ๐š๐šŠ๐š—๐šข ๐šŠ๐š•๐š’๐š—๐šŠโฐ.
Mihainoa finaritra tompoko๐Ÿ‘๐ŸŒˆ๐ŸŒณ
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime๐Ÿ‘ ary mi s'abonner ny pejy ๐‘ฉ๐’Š๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’‰๐’š ๐‘ถ๐’‡๐’Š๐’”๐’Š๐’‚๐’๐’š๐Ÿซถ

Arahabaina nahatratra ny Alakamisy Fahatsiarovana ny andro fiakaran'ilay Mpamonjy eeee!Aza adinoina fa misy fanadaharana...
18/05/2023

Arahabaina nahatratra ny Alakamisy Fahatsiarovana ny andro fiakaran'ilay Mpamonjy eeee!
Aza adinoina fa misy fanadaharana Bitsika Fanahy anio , iarahana amin'i Meva RAKOTONJANAHARY (Mpikambana ao amin'ny Faribolana Sandratra) , Hiantsa tononkalo izy sady hitondra vokatra ary koa hiresadresaka momba ilay hetsika ho tontosain'izy ireo ny 27 Mey ho avy izao.
Rahariva izany amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina eto amin'ny UP TV sy amin'ny 07 Ora hariva eto @ radio plus 100.2 FM ary hivantana ao anatin'ny pejy Bitsika Fanahy รดfisialy izany
Tsidiho dia asio jโ€™aime ny Pejy Bitsika Fanahy รดfisialy ho fanohananao ny Literatiora Malagasy

โ€˜Ndao hasandratra hatrany ny Literatiora Malagasy !Ho vahinin'i Rindra RAJAOFERA ao anaty fandaharana i Art fidy niaina ...
11/05/2023

โ€˜Ndao hasandratra hatrany ny Literatiora Malagasy !
Ho vahinin'i Rindra RAJAOFERA ao anaty fandaharana i Art fidy niaina androany Alakamisy 11 may 2023 amin'ny 08 ora latsaka fahefany โฐ alina eto amin'ny UP TV๐Ÿ–ฅ sy amin'ny 07 Ora hariva eto @ radio plus 100.2 FM ary hivantana ao anatin'ny pejy Bitsika Fanahy รดfisialy izany
Aza adinoina ny mitsidika (manisy j'aime๐Ÿ‘ ary mi s'abonnรฉ) ny pejy Bitsika Fanahy รดfisialy , rahariva izany ny fotoana eh๐Ÿ˜

Ny kanto sy ny tsara hatrany no atolotra ho antsikaโœจ Tovolahy antsoina hoe Niaina Sarobidy no ho vahininโ€™ny Fandaharana ...
04/05/2023

Ny kanto sy ny tsara hatrany no atolotra ho antsikaโœจ
Tovolahy antsoina hoe Niaina Sarobidy no ho vahininโ€™ny Fandaharana BITSIKA FANAHY aminโ€™ity alakamisy 04 May 2023 ity . โฐ amin'ny 07 ora ao amin'ny ๐Ÿ“ปradio plus 100.2 fm sy amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina ao amin'ny
UP TV ๐Ÿ“บ (Startimes Chaine 769 & 111) , Ary handeha ao amin'ny Kaonty sy Pejy Bitsika Fanahy ofisialy izany!โ˜˜๏ธ
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime ๐Ÿ‘ ny pejy Bitsika Fanahy ofisialy!
Manaraha finaritra tompoko๐Ÿ™

Mahafinaritra ny Literatiora Malagasy !โœจTovovavy antsoina hoe i ARY MALALA๐Ÿ™‹โ€โ™€๏ธ indray no hivahiny ato aminโ€™ny fandaharan...
27/04/2023

Mahafinaritra ny Literatiora Malagasy !โœจ
Tovovavy antsoina hoe i ARY MALALA๐Ÿ™‹โ€โ™€๏ธ indray no hivahiny ato aminโ€™ny fandaharana BITSIKA FANAHY aminโ€™ity Alakamisy 27 Aprily 2023 ity . Hanasana anao hanaraka izany amin'ny 07 ora hariva ao amin'ny radio plus 100.2 fm sy amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina ao amin'ny UP TV (Startimes Chaines 769 & 111) , azonao arahina ihany koa eto amin'ny Kaonty sy Pejy Bitsika Fanahy ofisialy izany!
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime ๐Ÿ‘ny pejy Bitsika Fanahy ofisialy!
Manaraha finaritra tompoko๐Ÿค—

20/04/2023

Bitsika Fanahy anio Alakamisy 20 Aprily 2023
Mpanolotra : Rindra RAJAOFERA
Vahiny : Sisi RASOAMANANTENA na i Fandeferana

Tsy mitsahatra isika aminโ€™ny fanandratana ny Literatiora Malagasy !โœจVehivavy antsoina hoe Sisi na i Fandeferana, izay mi...
20/04/2023

Tsy mitsahatra isika aminโ€™ny fanandratana ny Literatiora Malagasy !โœจ
Vehivavy antsoina hoe Sisi na i Fandeferana, izay misehatra aminโ€™ny asa fanoratana sy fiantsร na tononkalo indray no hivahiny aminโ€™ny fandaharana Bitsika Fanahy aminโ€™ity Alakamisy 20 Aprily 2023 ity.
Izany dia arahinao ao aminโ€™ny Radio plus 100.2 fm aminโ€™ny 07 ora hariva , ao aminโ€™ny UP TV (Startimes - Chaines 769 & 111) aminโ€™ny 08 ora latsaka fahefany alina ary handeha ao aminโ€™ny pejy Bitsika Fanahy รดfisialy ihany koa.
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime ๐Ÿ‘ny pejy Bitsika Fanahy ofisialy!
Manaraha finaritra tompoko !๐Ÿ™‹โ€โ™‚๏ธ

Andeha ho asandratra sy ankafizina hatrany ny Literatiora Malagasy!Hiompana aminโ€™ny tontolonโ€™ny kabary indray isika ao a...
13/04/2023

Andeha ho asandratra sy ankafizina hatrany ny Literatiora Malagasy!
Hiompana aminโ€™ny tontolonโ€™ny kabary indray isika ao anatinโ€™ny fandaharana Bitsika Fanahy . Mpitondra teny sy mpikabary antsoina hoe Mi-Aina Fenosoatoavina no hivahiny aminโ€™ity alakamisy 13 Aprily 2023 ity.
Izany dia arahinao ao aminโ€™ny Radio plus 100.2 fm aminโ€™ny 07 ora hariva , ao aminโ€™ny UP TV (Startimes - Chaines 769 & 111) aminโ€™ny 08 ora latsaka fahefany alina ary handeha ao aminโ€™ny pejy Bitsika Fanahy รดfisialy ihany koa.
Manandratra sy mankafy ny Literatiora Malagasy hatrany isika!!
Aza adinoina ny manisy๐Ÿ‘ j'aime ny Pejy Bitsika Fanahy Ofisialy

06/04/2023

Bitsika Fanahy anio Alakamisy 06 Aprily 2023
Mpanolotra : Rindra RAJAOFERA
Vahiny: Alex na i "IKAZOMANGA"

Ndao hitia sy hanandratra hatrany ny Literatiora Malagasy isika !Hivahiny ao aminโ€™ny fandaharana Bitsika Fanahy i Alex n...
06/04/2023

Ndao hitia sy hanandratra hatrany ny Literatiora Malagasy isika !
Hivahiny ao aminโ€™ny fandaharana Bitsika Fanahy i Alex na i IKAZOMANGA aminโ€™ity Alakamisy 06 Aprily 2023 ity . Hanasana anao hanaraka izany amin'ny 07 ora hariva ao amin'ny radio plus 100.2 fm sy amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina ao amin'ny UP TV (Startimes Chaine 769 & 111) , azonao arahina ihany koa eto amin'ny Kaonty sy Pejy Bitsika Fanahy ofisialy izany!
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime ny pejy Bitsika Fanahy ofisialy!
Manaraha finaritra tompoko

30/03/2023

Bitsika fanahy anio alakamisy 30 Martsa 2023
Mpanolotra :Rindra RAJAOFERA
Vahiny: POETAN'NY FAMONJENA

Ny kanto sy ny tsara hatrany no atolotra ho antsika๐Ÿ˜โœจ Ry zareo tarika Poetanโ€™ny Famonjena indray no vahininโ€™ny Fandahara...
30/03/2023

Ny kanto sy ny tsara hatrany no atolotra ho antsika๐Ÿ˜โœจ
Ry zareo tarika Poetanโ€™ny Famonjena indray no vahininโ€™ny Fandaharana BITSIKA FANAHY aminโ€™ity anio ity . izay ahitร na anโ€™i Eddy sy i Rado .๐Ÿ‘‰Anio alakamisy 30 Martsa 2023 ity ,โฐ amin'ny 07 ora eto amin'ny ๐Ÿ“ปradio plus fm 100.2 sy amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina ao amin'ny
UP TV ๐Ÿ“บ (Startimes Chaine 769 & 111) , Ary handeha ao amin'ny Kaonty sy Pejy Bitsika Fanahy ofisialy izany!โ˜˜๏ธ
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime ๐Ÿ‘ ny pejy Bitsika Fanahy ofisialy!
Manaraha finaritra tompoko๐Ÿ™

Ndao hiara -manandratra ny Literatiora Malagasy hatrany isika!!Hisehatra ato anatin'ny fandaharana Bitsika Fanahy i Koto...
23/03/2023

Ndao hiara -manandratra ny Literatiora Malagasy hatrany isika!!
Hisehatra ato anatin'ny fandaharana Bitsika Fanahy i Kotokely na i RAKOTOVAO Nirina , izay hiantsa sy hiresadresaka , ny Alakamisy 23 Martsa 2023 , ao amin'ny๐Ÿ“ป radio plus 100.2 Fm amin'ny ๐Ÿ•ฐ07 ora hariva sy ao amin'ny UP TV๐Ÿ“บ (Startimes Chaine 769 & 111) amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina. ary hivantana eto amin'ny facebook bitsika fanahy izany amin'ny 08 ora latsaka fahefany alinaโฐ.
Mihainoa finaritra tompoko๐Ÿ‘๐ŸŒˆ๐ŸŒณ
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime๐Ÿ‘ ary mi s'abonner ny pejy Bitsika Fanahy Ofisialy๐Ÿซถ

Miezaka manandratra ny Literatiora Malagasy hatrany isika!!Vehivavy  misehatra aminโ€™ny tontolonโ€™ny Literatiora Malagasy ...
16/03/2023

Miezaka manandratra ny Literatiora Malagasy hatrany isika!!
Vehivavy misehatra aminโ€™ny tontolonโ€™ny Literatiora Malagasy antsoina hoe i Anja Ratefy no hivahiny ao aminโ€™ny fandaharana Bitsika Fanahy ka hiresadresaka sy hiantsa ny asa sorany , androany Alakamisy 16 Martsa 2023 , ao amin'ny radio plus 100.2 fm amin'ny 07 ora hariva sy ao amin'ny UP TV (Startimes Chaine 769 & 111) amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina.
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime ny pejy Bitsika Fanahy Ofisialy

Miezaka manandratra ny Literatiora Malagasy hatrany isika!!Hisehatra ato anatin'ny fandaharana Bitsika Fanahy i Arty Kem...
21/02/2023

Miezaka manandratra ny Literatiora Malagasy hatrany isika!!
Hisehatra ato anatin'ny fandaharana Bitsika Fanahy i Arty Kemirah , izay hiantsa sy hiresadresaka , ny Alakamisy 23 Febroary 2023 , ao amin'ny๐Ÿ“ป radio plus 100.2 Fm amin'ny ๐Ÿ•ฐ07 ora hariva sy ao amin'ny UP TV๐Ÿ“บ (Startimes Chaine 769 & 111) amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina. ary hivantana eto amin'ny facebook bitsika fanahy izany amin'ny 08 ora latsaka fahefany alinaโฐ.
Mihainoa finaritra tompoko๐Ÿ‘๐ŸŒˆ๐ŸŒณ
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime๐Ÿ‘ ary mi s'abonner ny pejy Bitsika Fanahy Ofisialy๐Ÿซถ

Bitsika Fanahy eeeee,Tovolahy  misehatra amin'ny tontolon'ny literatiora Malagasy  Antsoina hoe  Ilo Sederamanana no hia...
15/02/2023

Bitsika Fanahy eeeee,
Tovolahy misehatra amin'ny tontolon'ny literatiora Malagasy Antsoina hoe Ilo Sederamanana no hiantsa sy hivahiny anaty fandaharana Bitsika Fanahy ny Alakamisy 16 Febroary 2023 , ao amin'ny๐Ÿ“ป radio plus 100.2 Fm amin'ny ๐Ÿ•ฐ07 ora hariva sy ao amin'ny UP TV๐Ÿ“บ (Startimes Chaine 769 & 111) amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina. ary hivantana eto amin'ny facebook bitsika fanahy izany amin'ny 08 ora latsaka fahefany alinaโฐ.
Mihainoa finaritra tompoko๐Ÿ‘๐ŸŒˆ๐ŸŒณ
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime๐Ÿ‘ ary mi s'abonner ny pejy Bitsika Fanahy Ofisialy๐Ÿซถ

Bitsika Fanahy eeeee,Tovovavy misehatra amin'ny tontolon'ny iteratiora Malagasy  Antsoina hoe Miantsa.Niaina no hiantsa ...
08/02/2023

Bitsika Fanahy eeeee,
Tovovavy misehatra amin'ny tontolon'ny iteratiora Malagasy Antsoina hoe Miantsa.Niaina no hiantsa sy hivahiny anaty fandaharana Bitsika Fanahy ny Alakamisy 09 Febroary 2023 , ao amin'ny๐Ÿ“ป radio plus 100.2 Fm amin'ny ๐Ÿ•ฐ07 ora hariva sy ao amin'ny UP TV๐Ÿ“บ (Startimes Chaine 769 & 111) amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina. ary hivantana eto amin'ny facebook bitsika fanahy izany amin'ny 08 ora latsaka fahefany alinaโฐ.
Mihainoa finaritra tompoko๐Ÿ‘๐ŸŒˆ๐ŸŒณ
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime๐Ÿ‘ ary mi s'abonner ny pejy Bitsika Fanahy Ofisialy๐Ÿซถ

08/02/2023

Bitsika Fanahy 02 febroary 2023
Vahiny: Aina Fanomezantsoa ๐Ÿ‘
Mpanolotra : Rindra Rajaofera
Araho finaritra dia asio j'aime๐Ÿ‘ ny pejy Bitsika Fanahy Ofislay ๐Ÿ˜

Send a message to learn more.

Bitsika Fanahy eeeee,Hisantatra ny fandaharana Bitsika Fanahy amin'ity volana febroary ity i Aina Fanomezantsoa , izay  ...
01/02/2023

Bitsika Fanahy eeeee,
Hisantatra ny fandaharana Bitsika Fanahy amin'ity volana febroary ity i Aina Fanomezantsoa , izay hivahiny anaty fandaharana ny Alakamisy 02 Febroary 2023 , ao amin'ny๐Ÿ“ป radio plus 100.2 Fm amin'ny ๐Ÿ•ฐ07 ora hariva sy ao amin'ny UP TV๐Ÿ“บ (Startimes Chaine 769 & 111) amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina. ary hivantana eto amin'ny facebook bitsika fanahy izany amin'ny 08 ora latsaka fahefany alinaโฐ.
Mihainoa finaritra tompoko๐Ÿ‘๐ŸŒˆ๐ŸŒณ
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime๐Ÿ‘ ary mi s'abonner ny pejy Bitsika Fanahy Ofisialy๐Ÿซถ

Bitsika Fanahy eeeee,Tovolahy  mpanakanto @ Literatiora avy any Ambatomanga any antsoina hoe Andry Halza no hivahiny ana...
26/01/2023

Bitsika Fanahy eeeee,
Tovolahy mpanakanto @ Literatiora avy any Ambatomanga any antsoina hoe Andry Halza no hivahiny anaty fandaharana Bitsika Fanahy ny anio Alakamisy 26 janoary 2023 , ao amin'ny๐Ÿ“ป radio plus 100.2 Fm amin'ny 07 ora hariva sy ao amin'ny UP TV๐Ÿ“บ (Startimes Chaine 769 & 111) amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina. ary hivantana eto amin'ny facebook bitsika fanahy izany amin'ny 08 ora latsaka fahefany alinaโฐ.
Mihainoa finaritra tompoko๐Ÿ‘๐ŸŒˆ๐ŸŒณ
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime๐Ÿ‘ ary mi s'abonner ny pejy Bitsika Fanahy Ofisialy๐Ÿซถ

Miarahaba antsika rehetra,Tovolahy antsoina hoe Ny Anoka  no  vahinin' ny fandaharana Bitsika Fanahy ny Alakamisy 19  ja...
17/01/2023

Miarahaba antsika rehetra,
Tovolahy antsoina hoe Ny Anoka no vahinin' ny fandaharana Bitsika Fanahy ny Alakamisy 19 janoary 2023 , ao amin'ny๐Ÿ“ป radio plus 100.2 Fm amin'ny ๐Ÿ•ฐ07 ora hariva sy ao amin'ny UP TV๐Ÿ“บ (Startimes Chaine 769 & 111) amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina. ary hivantana eto amin'ny facebook bitsika fanahy izany amin'ny 08 ora latsaka fahefany alinaโฐ.
Mihainoa finaritra tompoko๐Ÿ‘๐ŸŒˆ๐ŸŒณ
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime๐Ÿ‘ ary mi s'abonner ny pejy Bitsika Fanahy Ofisialy๐Ÿซถ

01/12/2022

BITSIKA FANAHY miaraka amin' I Ny Eja

Finaritra indrindra eeee!๐Ÿ˜Š๐ŸŒฟIzato Andriambavilanitry ny poeta izato  , antsoina hoe Volampeno   indray no vahinin' ny  fa...
24/11/2022

Finaritra indrindra eeee!๐Ÿ˜Š๐ŸŒฟ
Izato Andriambavilanitry ny poeta izato , antsoina hoe Volampeno indray no vahinin' ny fandaharana Bitsika Fanahy ny Alakamisy 24 NOVAMBRA 2022 , ao amin'ny๐Ÿ“ป radio plus 100.2 Fm amin'ny ๐Ÿ•ฐ07 ora hariva sy ao amin'ny UP TV๐Ÿ“บ (Startimes Chaine 769 & 111) amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina. ary hivantana eto amin'ny facebook Bitsika Fanahy Ofisialy izany amin'ny 08 ora latsaka fahefany alinaโฐ.
Manaraha finaritra ee!๐Ÿ‘๐ŸŒˆ
Aza adinoina ny mitsidika sy manisy j'aime ary mi s'abonner ny pejy Bitsika Fanahy Ofisialy

17/11/2022

Bitsika Fanahy Miaraka amin'i Tsila

Send a message to learn more.

Finaritra indrindra eeee!๐Ÿ˜Š๐ŸŒฟi RADO MPIKABARY MPANENTANA HAVOZO  indray no vahinin' ny  fandaharana Bitsika Fanahy ny   Al...
09/11/2022

Finaritra indrindra eeee!๐Ÿ˜Š๐ŸŒฟ
i RADO MPIKABARY MPANENTANA HAVOZO indray no vahinin' ny fandaharana Bitsika Fanahy ny Alakamisy 10 NOVAMBRA 2022 , ao amin'ny๐Ÿ“ป radio plus 100.2 Fm amin'ny ๐Ÿ•ฐ07 ora hariva sy ao amin'ny UP TV๐Ÿ“บ (Startimes Chaine 769 & 111) amin'ny 08 ora latsaka fahefany alina. ary hivantana eto amin'ny facebook Bitsika Fanahy Ofisialy izany amin'ny 08 ora latsaka fahefany alinaโฐ.
Manaraha finaritra ee!๐Ÿ‘๐ŸŒˆ

Address

LOT VN C12 BIS IVANJA ANKAZOLAVA AMBOHITSOA
Ambohitsoa
101

Telephone

+261320738787

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bitsika Fanahy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share