06/01/2023
VAHA OLANA REHETRA HO AN'NY HODITRA TSY SALAMA✅
📌Tsy natao handrakotra sy hiaro ny vatana fotsiny ihany ny hoditra izay milanja 3kg eo eo ary mirefy eo amin’ny 2m² eo (ho an’ny olon-dehibe), fa indrindra ihany koa natao hifandraisana✅, hanintonana🔥.
💥Iza tokoa moa no tsy mba te hanana hoditra tsara sy malandilandina ❓
💢Tsy izany anefa no miseho matetika satria ilay hoditra ivelany hanjakan’ny loto,masoandro, hatsiaka dia lasa marary, ketraka, ketrona, dia simba izy.
💢Na ny vatana any anaty ary no marary dia ny hoditra no mitondra ny aretina, raha faly na malahelo ihany koa dia mbola hita amin’ny hoditra ihany koa izany.
🔥Io hoditra io no mitroka sy mamoka ny loto, mitondra ny vitamine D ho an’ny vatana.
🔥Betsaka araka izany ny asany sy ny olana sedrainy ka tena mila fikarakarana izy.
⚡️Raha misy ny areti-koditra toy:
- ny mibotsibontsina,
-allergie,
-mangidihidy,
-misy vay,
-psoriasis,eczema,
-kaikitry ny bibikely
-ratra
-fery
💥dia ampiasaina💥
⚡️ indray hampiasaina :
-hitazomana ny hoditra ho mazava tsara
-hisy fienjanana tsara foana,
-ary indrindra hisorohana ny hipotran’ny vergéture, sy hanafainganana ny fikatonan’ny ratra.
⚡️Ny kosa indray ampiasaina :
-hiarovana ny tarehy tsy hikentrona na hiroraka (rides),
-hanalana ny menamena (rougeur ) sy ny panda,
-ary indrindra manamandina ny hoditra makina rehetra.
⚡️Ho an’ny :
-Vitiligo,
-ny varice sy mba haha mora sy haingana ny fiforonan’ny hoditra vaovao sy hitombo tsara
👉🏻dia ny indray no ataovy namana akaiky.
💢Raha te hanana hoditra salama dia fadio :
-ny charcuterie isan-karazany,
-ny sakafo misy siramamy amin’ny hendriny rehetra,
-ny taovan-kena,
-ny sakafo nasiana sauce,
-ny zava-pisotro misy gaz,
-sakafo anaty vy fotsy,
-sakafo voahodina rehetra,
-café, sy ny zava-mahadomelina rehetra.
✅Mihinana kosa :
-voankazo sy legioma vaovao hatrany,
-akoho amam-borona tsy mihinana akory simika,
-trondro,
-atody, … atao betsaka anaty sakafo.
🌸N’inon’inona izany olan’ny hoditrao dia afaka manantona mivantana ety Ambodin’Isotry ianao na afaka manantona revendeur akaiky anao🌸.
Samy salama no tsara 🥰