Ndao Isika Handroso

Ndao Isika Handroso 1- Drafitra
2- Famoronana
3- Fianarana
4- Farisihana
5- Fanatanterahana

04/04/2024

Aza manahy ny amin'izay atao!
Aza misalasala na dia kely akory!
Aza kamo!
➡️ Miainga amin'ny kely fa aza tonga dia miandrandra zavatra be tsy ho vita.
➡️ Vao misy zavatra afaka atomboka tonga dia tairo.
➡️ Mitadiava foana zavatra atao isan'andro, isan'andro.
Izay aloha ny androany fa ndao isika handroso eee! 🌄

11/02/2023
11/02/2023

Positif

01/10/2020

🔴🔵 L'ENLÈVEMENT POUR BIENTÔT

💕💓 L'enlèvement C' est l'espérance des espérances.

✔ Le retour de Jésus ne dépend pas de l'accomplissement des promesses individuelles (mariage, enfants, travail). La promesse de son retour est plus grande

2. QUAND
✌ Nous ne connaissons pas le jour du retour de Jésus. Marc 13-32 .

🙎👓💲 Nous serons en train de travailler, de construire, de faire des affaires, de nous marier ...

💞 Certains seront dans leur Canaan, d'autres dans leur désert. Tous doivent garder la foi.

💑👰 Pour Certains ce sera le jour de leurs mariage après que le pasteur aie dit: "embrasser la mariée"

📱📲 Pour d'autres Pendant qu'ils sont sur facebook /insta/tweet etc..Tic Toc .à l'école ,au boulot, a l'église, .etc.....

3. COMMENT
📣📢 Au son de la trompette, à la voix d'un archange ...Ikort 15-52

👉 Les morts en Christ ressusciterons...
😊Cette voix sera entendue même par les morts.

💥 Nous serons tous transformés...
👰 Nous aurons des corps nouveaux.
(un corps glorieux.)

😎 En un clin d'oeil...
🙌 Nous n'aurons le temps ni de dire au revoir, ni de confesser nos péchés...

4) RÉALITÉ
✋ A l'enlèvement, il y aurai une séparation.
☝ L'enlèvement est l'affaire de l'église, pas des païens.

☝ C' est individuel. Mat 24-41 .
👭 De deux femmes qui moudront la meule , l'une sera prise et l'autre laissée..

💏 De deux qui seront sur un lit , l' un sera pris et l'autre laissé

🚩⚠ Nb: Un célibataire ne peut pas attendre le retour de Jesus sur un lit conjugale .il ne sera pas enlevé. Ni les lits des adultères ..

❎❌❎❌❎❌❎❌ATTENTION❎❎❎❎❎❎❎❎❎❎
Les Fornicateurs , adultères ,menteurs, Sodomites ( lesbienne et g*i ) Voleurs ,magiciens, occultiste, Les A.T. les Francs-maçons illuminati,rose croix bref tous ce qui sont dans des loges sataniques Les Chrétiens Tièdes ( Ayant une double vie ) n'y prendra part .
🔥REPENTONS - NOUS ..REPENTEZ VOUS .
QUE DIEU NOUS ÉPARGNE DU COLÈRE A VENIR.

OUI j' entends les bruits qui annonce qu'Il Vient Bientôt
✔ Les Anges ont certifiés qu'Il reviendra comme il etait Venu .
✔ Pierre a dit que la fin de toute choses est proche
✔ Jacques a dit que le Juge est à la porte
✔ L'Apotre Jean parle de son epoque comme etant la dernière heure .

💝👌 Les souffrances du temps présent ne sont pas comparables à la gloire à venir.
😢😇 Même quand nous pleurons, faisons-le avec espérance.

🙆 SOYONS CONSCIENT
🔹🔸🔶La raison pourquoi nous restons encore ici , c'est à cause de la mission..(Pour sauver les ames)
☝Personne ne sera enlevé par hasard ..
☝ Ne soyons pas ceux qui s'endorment.
☝ Vit avec la pensée de l'éternité
❤💪Maranatha .
"Reveillez les Heros ,preparez la guerre" Joël 3-9

27/08/2020

Ny mason'i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy, dia izay manantena ny famindram-pony. Salamo 33.18

Mihaotra noho ny tsintsina maro ianareo.

Nahoana aho no kivy,
Nahoana ny aloka no hanarona ahy
Nahoana ny foko no hahatsapa ho manirery,
Ary haniry lay trano any an-danitra,
Raha toa ka Jesoa no anjarako?
Izy no sakaizako mahatoky:
Mitsinjo ny tsintsina ny masony,
Ary fantatro fa miahy ahy Izy.

《Aza malahelo ny fonareo》,
Ireo teny mamy avy aminy ireo no reko,
Ka matoky ny hatsaram-pony aho,
Ariako ny fanahiana sy ny tahotra
Na dingana tokana fotsiny aza hitako
Eo amin'ny lalana itondrany ahy:
Mitsinjo ny tsintsina ny masony,
Ary fantatro fa miahy ahy izy.

Raha alaim-panahy aho
Raha mitambatra ny rahona,
Raha misolo sento ny hira,
Raha manjavona ny fanantenana ao anatiko,
Dia manatona Azy bebe kokoa aho,
Manafaka ahy amin'ny fanahiana Izy:
Mitsinjo ny tsintsina ny masony,
Ary fantatro fa miahy ahy Izy.

Mirary soa ho antsika rehetra!

25/08/2020

Miarahabatsika rehetra izay mitia ny pejy e!Ity pejy ity dia natokana indrindra hizarana tenin'Andriamanitra, hifampitaizana ny aram-panahy!
Fa andeha aloha ho jerentsika no antony nisafidianana an'ilay anaran'ny pejy hoe valisoa tsara indrindra, tsy valisoa tenako akory na hoe misy valisoa any ho any dia tsara endrika izy na mafatifaty, fa ny tian'ny pejy hatongavana eto dia lay valisoa tsara indrindra miandry anao any amparany any!
Ahoana ary no hatongavana amin'izany?
- Mila mivavaka
- Manana finoana
- Mamaky ny tenin'Andriamanitra.
-Mahay mifampizara.
Vitanao ireo dingana ireo dia ho tonga aminao ny valisoa tsara indrindra any amparany any!
Tsarovy anefa fa mitaky ezaka izany fa tsy tanisaina fotsiny!
Mila finiavana ihany koa!
Mazotoa daholo ary manaraka ny pejy eee!

Address

Ambohidratrimo
105

Telephone

+261347083161

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao Isika Handroso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ndao Isika Handroso:

Videos

Share


Other Digital creator in Ambohidratrimo

Show All

You may also like