Ny Fiderana hatrany

Ny Fiderana hatrany Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Fiderana hatrany, Ambatomena.

20/05/2023

HOSANA
🎶Miasa Andriamanitra🎵

07/05/2023

HOSANA AMBOHIJATOVO FITIAVANA
🎶 Antso ho anao

07/05/2023

Miarahaba antsika rehetra hatrany,
Ny fiadanany Jesoa Tompo anie ho amintsika rehetra🙏🏻
Mirary alahady mafinaritra ho anao sy ankohonanao.
Harao hatrany ireo hira Fiderana zaraina ato amin'ny paje-tsika ho fampaherezana anao

30/07/2022

FFPM 295 ( FEO MAFI )
🎶 Miorena mafy tsara.

Ho fampaherezana antsika rehetra mba hiorina mafy tsara hatrany🙏🏻

30/07/2022

NY FEO MAMANTONALINA
🎶 Ny olatrao

Mirary soa ho antsika hatrany izahay...

28/07/2022

ANTEMA FAHAZAVANA (Stk Fjkm Ihosy)
🎶 Fitiavana zakabe

28/07/2022

FEO MIDERA
🎶 'Zahay zany mihitsy

Mirary fifaliana ho antsika rehetra ee

28/07/2022

GASY TSARA MIDERA
🎶 Fiderana mandrava sakana

Zarao ampitiavana oh!!

27/07/2022

NY FANILO, MIALY RAKOTOMAMONJY, ROJO NY AVO
🎶 Izy no Mpanjaka

Mihainoa finaritra e...

27/07/2022

Medley AMPIFITIA, HOSANA, NY KORAITA, TANORA MASINA
🎶 Mifohaza

Samia mizara ho fampaherezana ireo namana...

27/07/2022

Manonona ny fiadanana sy ny fahatsaran'Andriamanitra ho amintsika rehetra...
Hitahy anao anie Jesoa

08/07/2022

TANORA MASINA ITAOSY ( TMI )
Ahy Jesosy🎶

Partageo ho hampaherezana ireo namantsika.
Mirary soa oh!

08/07/2022

JIM PRAISE & DWAYNE ALI
Tonga saina🎶

06/07/2022

NY KORAITA
Manaiky aho🎶

Mihainoa finaritra o!
Harao hatrany ireo hira ho fideran-tsika an'Andriamanitra zaraina eto isan'andro

06/07/2022

FIRMIN
Tsy mila valiny🎶

06/07/2022

Ankafaliana indray no hiarabana antsika rehetra e!
Fiadanana anie ho aminao
Araho hatrany ny Ny hira Fiderana

05/07/2022

SLKM Marie Itaosy
Areheto ny jiro🎶

05/07/2022

NY AVO ft ROVA
Omano ny mandrakizay🎶

Harao hatrany ireo hira fiderana ho fampaherezana anao amin'ny fiatrehanao ny tontolo andro...

05/07/2022

Ny FIDERANA, FIFALIANA hatrany dia mizara isan'andro ny hira fiderana ho fampaerezana antsika.

04/07/2022

NY FANILO
Tsara ny fitondranao🎶

04/07/2022

NY TSANTAN'NY FAMONJENA
Manam-pinoana🎶

04/07/2022

BARRY'S
Tsy irery🎶

04/07/2022

Tsy izany no ilaina fa fifankatiavana...
FF 16

04/07/2022

Miorena tsara, Aza miova...

Address

Ambatomena

Telephone

+261331261558

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Fiderana hatrany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ny Fiderana hatrany:

Videos

Share