
16/02/2025
Grave ito zany a ,🧐
🔭💥🌎 Misy astéroïde antsoina hoe 2024 Y24 mety handona ny tany amin'ny taona 2032, araka ny filazan'ny NASA. 2,3% ny probabilité mety hiantraikan'ity vato avy any amin'ny habakabaka ity amin'izao tontolo izao, izay manana sakany 3 000 metatra ity.