Zanak'Ampielezana Ambatosira

  • Home
  • Zanak'Ampielezana Ambatosira

Zanak'Ampielezana Ambatosira Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zanak'Ampielezana Ambatosira, News & Media Website, .
(1)

Miarahaba ee: Tonga indray ity Fetin'ny Taranaka any antanindrazana koa entanina isika zanak'ampielezana manerana ny Nos...
07/07/2022

Miarahaba ee: Tonga indray ity Fetin'ny Taranaka any antanindrazana koa entanina isika zanak'ampielezana manerana ny Nosy hamonjy ny tany niaviana ny 27&28 Aogositra izay ,trano no tsangan-bato taona ity,koa herezo havana fa ny taotrano tsy hefanirery...

01/01/2022

Miarahaba antsika zanaky ny fiangonana Ambatosira manerana n'y nosy tratr'ity taona vaovao 2022 ,itondra fanambinana hoan'ny isan-tokatrano anie t'y taona ity

28/12/2021

Miarahaba ny zakanak'ampielezana Ambatosira rehetra manerana ny lafivalon'ny nosy tratry ny Krismasy 2021 ,hindramiko ny tenin'ny anjely fiarahabana hoe "arahaba ry ilay nasohavina ny Tompo momba anao" ,samia ho tahin'Andriamanitra ka hotratry n'y taona vaovao 2022 isika mianakavy.

Send a message to learn more

23/05/2021

"Ary farany hoy Andriamanitra no handatsahako ny FANAHIKO rehetra "Asan'ny apositoly 2;17

Miarahaba antsika rehetra tratr'ity andron'ny Pentekoste ity , Dia mirary ny fiadan'izy Tompo ho antsika rehetra

12/07/2020

⚫️ Le Révérend David Rakotonirina, président de l'Église luthérienne malgache (FLM), et actuel président en exercice du Conseil œcuménique des églises chrétiennes de Madagascar (FFKM) est décédé ce samedi soir.

La rédaction d'Orange actu Madagascar présente ses sincères condoléances à sa famille, à ses proches, ainsi qu'à la grande famille du FLM et du FFKM.

Ny DVD vol I an'i Antokom-pihira Antema Vaovao Avy ao @  fiangonana Ambatosira dia azotsika jifaina ao  rehetra s'y n'y ...
02/01/2020

Ny DVD vol I an'i Antokom-pihira Antema Vaovao
Avy ao @ fiangonana Ambatosira dia azotsika jifaina ao rehetra s'y n'y zanak'ampieleaza eto Antananarivo.

Miarahaba fifaliana indray no anasana atsika Zanaka'Ampielezana rehetra monina na mandalo eto Antananarivo ,hamonjy ny f...
19/11/2019

Miarahaba fifaliana indray no anasana atsika Zanaka'Ampielezana rehetra monina na mandalo eto Antananarivo ,hamonjy ny fivoriana fanaon-tsika isaky ny alahady faha4 ka ny alahady 24 Nov izao ,ao Fifampandrosoana Ambodinisotry tolak'andro, sy fanombohan'ny fianarakira Krismasy sahady io,. mifampilaza,tongava maro

22/10/2019

Filazana
Ny fivoriana izay fanaontsika isaky ny Alahady faha 4 dia ho tanterahina ny Alahady faha 27 Octobra 2019 ao @ Ankany Fifampandrosoana Ambodinisotry ,apitan'ny Gargotte Lottuche ,@2 ora tolak'andro ,ho an'izay tsy mahita dia eo bus 133 garage no mifampiandry. Afaka miantso ny laharana 033 11 286 33 ihanikoa . Tongava maro ry havana mifampilazà....

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanak'Ampielezana Ambatosira posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share