DRJS Betsiboka

DRJS Betsiboka La DRJS Betsiboka se trouve à Maevatanana

14/06/2022
13/05/2022
Félicitations
04/05/2022

Félicitations

31/03/2022
Nandray anjara tamin'ny fankakazana ny andron'ny vehivavy 8 Mars ihany koa n'y tao amin'ny distrikan'ny TSARATANANA.
11/03/2022

Nandray anjara tamin'ny fankakazana ny andron'ny vehivavy 8 Mars ihany koa n'y tao amin'ny distrikan'ny TSARATANANA.

Qu'il repose en paix😭😭😭
03/03/2022

Qu'il repose en paix😭😭😭

Manjombona ny tontolon'ny fanatanjahantena. Nandao antsika, Atoa Fidele Razafintsalama, izay filohan'ny Federasionina Malagasy ny taranja Handball teo aloha nitantana nanomboka ny taona 2013 hatramin'ny 2021.
Mbola mitantana ny Zone 7 ny tenany izao nindaosin'ny fahafatesana izao.

Ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia maneho ny fiaraha-miory amin'ny fianakaviany sy ny fianakaviam-ben'ny taranja Handball.

22/12/2021

FISAONAM-PIRENENA

Natokana ho andro fisaonam-pirenena ny Alakamisy faha- 23 Desambra izao, ho fahatsiarovana ireo mpiray Tanindrazana namoy ny ainy tamin'ilay sambo "Francia" rendrika tany Soanierana Ivongo.

Les équipes de la Région BETSIBOKA et le District de TSARATANANA lors de l'ouverture de l'ASIEF 2021 à Majunga
30/10/2021

Les équipes de la Région BETSIBOKA et le District de TSARATANANA lors de l'ouverture de l'ASIEF 2021 à Majunga

Nakotroka n'y fitsenana n'y ''Gouverneur '' tao amin'ny renivohitry n'y faritra BETSIBOKA .
24/10/2021

Nakotroka n'y fitsenana n'y ''Gouverneur '' tao amin'ny renivohitry n'y faritra BETSIBOKA .

15/10/2021
15/10/2021
Fivoriana mahakasika n'y fanomanana n'y ASIEF izay ho tanterahina ao Mahajanga n'y 29 oct ka hatramin'ny 06 nov ho avy i...
30/09/2021

Fivoriana mahakasika n'y fanomanana n'y ASIEF izay ho tanterahina ao Mahajanga n'y 29 oct ka hatramin'ny 06 nov ho avy izao izay anentanana antsika rehetra mpiasam-panjaka eto amin'ny faritra BETSIBOKA MBA handray anjara

31/08/2021

🔴 FANAMBARANA

Nanomboka ny taona 2019 dia malagasy an-tapitrisany no niray fo tamin’ny BAREA MADAGASIKARA, niara-niredona ny “ALEFA BAREA”. An’ny malagasy rehetra ny BAREA sy ny fitiavana baolina kitra.

Tsy ekena noho izany ny fanaovana “takalon’aina” ny baolina kitra ho entina miaro ny tombotsoan’olona iray manokana.
Niaraha-nahita fa raha tsy nijoro ny Fitondram-panjakana dia tsy nisy zava-banona ny fikarakarana ny BAREA MADAGASIKARA niatrika ireo lalao iraisam-pirenena maro. Tsy fandraisana andraikitra, tandrevaka, sakatsakana samihafa, Fikorontanana ara-pitantanana no hita sy tsapa teo anivon’ny fitantanana ny Baolina kitra malagasy.
Hatramin’izao ora izao dia mbola tsy hita faritra mazava ny fanomanana ny lalao sy ny fitaterana ny BAREA amin’ny fihaonana amin’ny Ekipam-pirenena Tanzaniana izay hotanterahina amin’ny 07 septambra 2021 ho avy izao.

Melohinay araka izany ireo fihetsika manimba sy manapotika ny baolina kitra izay voalaza etsy ambony ireo.
Na eo aza anefa izany rehetra izany; noho ny fitiavana lalim-paka ny baolina kitra izay nampiray sy nampijoro antsika hatrimizay dia miantso fitoniana sy firaisan-kina ho an’ny vahoaka malagasy tsivakivolo ho fanohanana ny ekipantsika. Ny Fitondram-panjakana dia vonona mandrakariva hanandratra avo ny voninahim-pirenena amin’ny alalan’ny fanatanjahantena.

Formation nokarakarain'ny ARTEC sy ny polisim-pirenena ho fanamafisana n'y fandriam-pahalemana ary ho fiarovana n'y besi...
25/08/2021

Formation nokarakarain'ny ARTEC sy ny polisim-pirenena ho fanamafisana n'y fandriam-pahalemana ary ho fiarovana n'y besinimaro amin'iny ady amin'iny '' cybercriminalité''. Fanentana izay natokana ho an'ny tompon'andraiki-panjakana, n'y mpitandro filaminana, n'y mpandraharahan'ny fifandraisan-davitra s'y ho an'ny mpivarotra rehetra eo amin'iny sehatry n'y fifandraisan-davitra.

Address

Route Nationale Numéro 7
Ambatolampy
412

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DRJS Betsiboka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share