14/06/2021
,,,,,,,,,,,,,,,,TANORA CELIBAT IRAY AO AMIN.FONJAN.ANTANIMORA MJORO VAVOLOMBELONA HO ANAO......
Izaho fia tena naditra ary tena nanarampo,21 taona aho izao..Tsmiraharaha n.iz izany aho,tsmisy teny akafiziko izany hatramin anatr.i ray amandreniko...
Ato ampoja aho izao...
Fijaliana ny ato..Fa hisaorako ireo tsnsaorako tany ambon.tany satria afaka ny manantena aho fa hitodra fiovana ny toetrako ny nandefasan.fiainana ahy ato...
Tato no nahalalako fa misy marina Andriamanitra mianatra izany aho ato...ary mahafinaritra ahy fa mtodra fifaliana aho,na dia marary ahy mafy aza ny nofoko..noana lava ato,laninkongona ato,matory amin tany ato ,hatsiaka ,,mafy e...fa na ny heritreritra aza mihinana andro aman.alina tsmisy fitsaharana,alahelo ...fa noho ilay mpahary dia novainy tokoa ny saiko,,,Tsmbola vita fitsarana aho na dia efa andro marob aza no nisaina...
Vao niditra tato aho dia nanomboka narary,tsmisy mpihay zany ianao ato,,,fa d msaotra an.Jesosy fa nokitihiny ny saiko hiantso azy...Maro ny azoko ambara fa rehefa mvoaka aho dia hino ho hitanao ilazako ny marina fa mila miova toetra isika ro amin.izao fahatanorana izao..
,,,,ALEO IHANY ENY AMBON.TANY RY TANORA LAHY SY VAVY NAMAKO..
MISAOTRA JESOSY..
veloma mandrapihaona......soratra antsisiny ..mba hametraho kely...
Izahay mvady dia mtory filazantsara sy mjorovavolobelona ny amin.fahaizan.JESOSY KRISTY AO AMPONJA ka maro ny tanora ao ,manenina fa hisaorana ny Tompo fa ay Toeran.fanovam.panahy koa ny fonja...
MAHAIZA,MADINIKA TSARA ARY..
RY CELIBAT
Source : Israely Rajaonimanana