Les gens sont tellement HYPOCRITES!!!!
#Nanta
Fitiavana tsy mifamaly.....😉
Allemand - Malagasy ❣️❤️❣️
Hallo Zusammen 😍 Manaraha ary tsy tapaka ny Pejy❣️ fanomboana 🌹
Miaraka amin'i Nanta
Amin'ny Herinandro ny Video Allemand oooooh😍❤️ tena efa miandry daholo tsika rehetra manontany ahy foana 😍😍❤️ ho avy eeeh😍🥰🌹
Nalaiko teny ho eny ❤️🥰 Tiako loatra ilay izy Dia nasiko feo ❤️🥰 Miorena Amin'ny Asa Tsara ❤️🥰 🌹 Nanta 🌹😢
Happy birthday Maman❤️😔💔🌹
6 ans apres 💔🌹 mafy izany hoe 6 taona tsy teo anilan'ilay Ray aman-dreny, Niaina irery taty an-tany lavitra taty avokoa na marary na malaelo na hafaliana na manidy, Fa mbola io AHO, mbola io AHO Fa mijoro 😔💔 noho ny fianarana sy ny hamaliana ny Soa ho azy ireo ihany izany. Je suis fiere de moi meme ❤️❤️🌹 et je m'aime ❤️🌹 Raha tsy teo ihany koa ny herin'omen'ilay ao Ambony tsy Tonga Amin'izao velively ❤️❤️
Extrai New Song 🔥
Artiste : AKTER 🌹 + Nanta
Titre : 🔥 AKTER 🔥
#akterofisialy #2GyalsPower
Ny lalao an-tsika ahazoana 10.000 Ariary
Raha misy "Coup de coeur" dia mahazo 5.000 Ariary 😉 zao ary :
1) Partagenareo ny Video eto ambany atao Public
2) Alefanareo aty aminay ny Video Challenge na aty amiko na amin'ny Pagen'i Akter Officiel
3) Ho publier-nay eto avokoa izany mandrapatongan'ny faran'ny volana 😉
4) izay mahazo J'aime be indrindra
5) izay mahazo vues be indrindra
6)ary izay mi-partage ny Video izay alefako eto ambany be indrindra no mahazo ny 10.000 Ariary
Izany hoe olona telo be izao no mivoka mpandresy 🔥🌹 misafidy izany ianareo na ilay be j aime indrindra no ataonareo, na ilay be Vues indrindra na ilay m-partage ny Video izay alefako eto be indrindra.
COUP DE COEUR 1 ihany ko.
Lien Akter Ofisialy https://www.facebook.com/Akter-Ofisialy-104904522027028/
Vonona daholo ve oh😉🌹
Itaos-Uni 🇲🇬🥴Fa tsy ity ve ilay rafivavinareo 😳 mentioneo eo ilay Ex-nareo hijery an'i Rafotsiny 😳 Sao d varina mimenomenona rery ao izy Manko hoe mbola tsy Tonga foana ilay nirahany nividy Atody😳
Video hafa no ho entiko amin-tsika eto aloha.
Resaka #Aeroport ankoatra ny Aeroport eo Ivato mo zany. Ohatra fotsiny ny Aeroport ao Dubai. Mahavery indraindray ny miditra amin'izy itony indrindra rehefa mitady ny Salle d'embarquement na ny hoe Gate. Mila mahay mijery ny tableau tsara sy manaraka ny Numero tsara..... Atoroko kely fotsiny hoe ohatran'ny ahoana...
Ilay hoe very tsy hoe tsy hita tampoka ao🙄 Fa tiako tenenina hoe lasa Miodikodina ny Aeroport fotsiny ianao Fa tsy hitanao ny tokony ho alehanao.... Tsara kokoa ny maha fantatra An'izay mialoha toa izay manontany olona foana !!!!!!
Iza Le Remo eh? 🥴🥴 Fa ahona zao ry Remo 🥴 Remorce Sa Remoide 🙄😳🥴
Salama eh!! ❤️
Eo amin'ny fiainana moa dia tsy misy mahavita tena irery izany , ilaina ny mifanampy!! Tsy ny mifanampy ara-bola ihany anefa fa na ataoko hoe Toro-hevitra mahasoa maro isak'arazany aza dia efa azo antsoina hoe "Fanampiana".
Itanay mirahavavy hoe mbola tena betsaka ireo zavatra tokony hianaran-tsika raha eo amin'ny sehatr' ara-pahasalamana no ho jerena. Mbola betsaka ny tsy mahafantra hoe inona no tokony ho atao raha sanatria ka misy olona torana tampoka eny an-dalana sy ny sisa. Tsy voatery hiandry dokotera foana anefa!! Isika dia efa afaka maka fepetra kely hoe zao no atao mandrapatongan'ny Dokotera sns....
HISY NY FORMATION MAIMAIPOANA ANATY VIDEO ISAK'ARAZANY ATOLOTRAY MIRAHAVAVY HO ANAREO ❤️ ❤️ HO ATAONAY AM-PITIAVANA BE ❤️ HO FANAMPIANA ANTSIKA AMIN'NY FITSABOANA SY NY FISOROAHANA ARY NY TOKONY HO FANTATRA REHETRA AMIN'IREO KARAZANA ARETINA. ❤️